Ao izy e ! (Dadah & Inah)

  Рет қаралды 508,297

Magnelatra

Magnelatra

Күн бұрын

Пікірлер: 29
@antsamalalamiantra9995
@antsamalalamiantra9995 3 жыл бұрын
Ianao ‘lay nailika, ankilabao Nasiana tsipika tsy azo hihoaranao Toy irony kamboty, tsy misy mpiahy Mba te hiangoty nefa tsy reny tsy ray Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F’Izy anie no mandre Ny antson'ireo very dia Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F' Izy anie no hany mandre Ny antso manginan'ireo izay nania Ianao ‘lay nibaboka fa nanao ny ratsy Vao mainka nadaboka sy narahina fantsy Toy ny resy mifona fa nanao ny ratsy Odiana tsy henoina Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F’Izy anie no mandre Ny antson'ireo very dia Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F' Izy anie no hany mandre Ny antso manginan'ireo izay nania Ianao diso famindra, solafaka Ireo namanao indrindra no nanavakavaka Fa nadio ianao fahiny, nolazaina hoe tsy ratsy Nefa dia nomena tsiny fa nisy loto nanasy Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F’Izy anie no mandre Ny antson'ireo very dia Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F' Izy anie no hany mandre Ny antso manginan'ireo izay nania tononkira.serasera.org/hira/mahaleo/ao-izy-e tononkira.serasera.org
@josephrafalimanana6766
@josephrafalimanana6766 Жыл бұрын
THIS SONG IS FOR THE MISERY, THE POOR AND THE PEOPLE IN NEED IN THE WORLD TO WAIT GOD SAVES THEIR LIFE
@lalainarakotoarimanga7112
@lalainarakotoarimanga7112 4 жыл бұрын
Tena tsara be ilay hira, misaotra indrindra Dadah t@ hafatra nampitainao t@ hira noforoninao rehetra ... Rest in peace
@rosemanitra47
@rosemanitra47 7 жыл бұрын
dry.tiko ery.misaotra betsaka e😘😘
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 жыл бұрын
Ao tokoa Izy m'anome. :-)
@ramahenintsoasahaza1045
@ramahenintsoasahaza1045 4 жыл бұрын
misaotra fa tena mahafinaritra sy mampahery mankasitraka DADAH mandria ampiadanana
@ratefiharimananaandosoa8139
@ratefiharimananaandosoa8139 4 жыл бұрын
Mankasitraka foana nampita hafatra.Mandria ampiadana Dadah
@lathyrusrak8796
@lathyrusrak8796 4 жыл бұрын
Nampitomany ahy fa vao maika koa mampitomany ahy nony lasa izy
@kalar.6218
@kalar.6218 4 жыл бұрын
Mandria ampiadanana re ry rahalahy
@andrealize1357
@andrealize1357 2 жыл бұрын
Tres belle chanson
@synthiarasoamampionona736
@synthiarasoamampionona736 5 жыл бұрын
mahatsiaro2 za mahita ity hira ity
@andrianarisandytolotra7702
@andrianarisandytolotra7702 4 жыл бұрын
ok rangahy a. tena milay e
@jean-marclombard6768
@jean-marclombard6768 4 жыл бұрын
Une musique romantique à souhait que j'adore et qui me fait penser et rêver à ma douce Stella d'origine malgache et vivant à Montepellier ! Quelqu'un sait dans quel pays la musique de déroule ? Quelqu'un pourrait-il me le dire ? Merci d'avnace et vive la musique et vive Ao izy e !
@gabrielandriamanantena6621
@gabrielandriamanantena6621 4 жыл бұрын
A Mada
@mijakamisy78
@mijakamisy78 4 жыл бұрын
Une chanson malgache qui dit qu' Il est là, pour donner une'' part d'amour'', Il entend l'appel de ceux qui sont perdus... En gros ça parle de l'amour de Dieu...
@andrerabesandratana8875
@andrerabesandratana8875 4 жыл бұрын
TSARA BE. Enga anie ho maro mpandimby ny mpanao KANTO toa itony
@antsarakotoson5834
@antsarakotoson5834 4 жыл бұрын
J’adore❤️
@nrgozkew6375
@nrgozkew6375 4 жыл бұрын
Rip Dadah
@dieudonnerakotonirina100
@dieudonnerakotonirina100 4 жыл бұрын
Mankasitraka,Dadah,,Mandria,ampiadanana
@voayl
@voayl 4 жыл бұрын
tena marina loatra!
@maminirinanasinto6018
@maminirinanasinto6018 3 жыл бұрын
❤️❤️❤️
@Just___Louane
@Just___Louane 4 жыл бұрын
hafa ihany ny chanson à texte
@tantantan5527
@tantantan5527 7 жыл бұрын
faran'izay tsara na le toniny na le feony
@sergehoff4601
@sergehoff4601 5 жыл бұрын
I'm yours
@ratsimbazafycatherinah7285
@ratsimbazafycatherinah7285 3 жыл бұрын
tsara loatra
@fernandoliva5384
@fernandoliva5384 8 жыл бұрын
tsara lotra ny mozika!
@harenahajainamahefarimanan9056
@harenahajainamahefarimanan9056 5 жыл бұрын
Misatrao eh
@Tefusun
@Tefusun 4 жыл бұрын
TVM
@June21013
@June21013 3 жыл бұрын
Ianao ‘lay nailika, ankilabao Nasiana tsipika tsy azo hihoaranao Toy irony kamboty, tsy misy mpiahy Mba te hiangoty nefa tsy reny tsy ray Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F’Izy anie no mandre Ny antson'ireo very dia Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F' Izy anie no hany mandre Ny antso manginan'ireo izay nania Ianao ‘lay nibaboka fa nanao ny ratsy Vao mainka nadaboka sy narahina fantsy Toy ny resy mifona fa nanao ny ratsy Odiana tsy henoina Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F’Izy anie no mandre Ny antson'ireo very dia Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F' Izy anie no hany mandre Ny antso manginan'ireo izay nania Ianao diso famindra, solafaka Ireo namanao indrindra no nanavakavaka Fa nadio ianao fahiny, nolazaina hoe tsy ratsy Nefa dia nomena tsiny fa nisy loto nanasy Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F’Izy anie no mandre Ny antson'ireo very dia Ao Izy e, hanome lay anjara fitia F' Izy anie no hany mandre Ny antso manginan'ireo
Smart Sigma Kid #funny #sigma #comedy
00:40
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 23 МЛН
50 YouTubers Fight For $1,000,000
41:27
MrBeast
Рет қаралды 210 МЛН
Serik Ibragimov ft IL'HAN - Жарығым (official video) 2024
3:08
Serik Ibragimov
Рет қаралды 175 М.
Жандос ҚАРЖАУБАЙ - Ауылымды сағындым (official video) 2024
4:25
BYTANAT - ҚЫЗҒАЛДАҒЫМ
2:24
BYTANAT
Рет қаралды 158 М.
Aq Koilek
2:51
Algyt - Topic
Рет қаралды 134 М.
Taxi
3:06
Sadraddin - Topic
Рет қаралды 212 М.