Misaotra aro Lola, tena tsara be, manigna aty an-tany lavitra. Te hody aro! hafa ihany ny Gasikaran-tsika, tsy atakalon -tsika ny hafa. Veloma Finaritra
@rasoanarivelosarah36510 жыл бұрын
mankasitraka hatrany lola tsara fa toizo hatrany !
@hanitrarasoa758510 жыл бұрын
mahafinaritra ny hirany Lola, mampamangy ao malaza ao e
@miandryra9171 Жыл бұрын
Cecily
@theurelony879410 жыл бұрын
Misaotre eee!mankasitraka,tohizo fa betsaka ny mankafy.milay
@fabriceroyalstevie32796 жыл бұрын
OK tonton ! milay fona
@joromiakabolanarandriambol980611 жыл бұрын
Mankasitraka Lôla a!!!... Tohizo ny "zava-kanto" e!!
@Manouandrian11 жыл бұрын
modeste marina LOL
@chris-cybersec65097 жыл бұрын
Ratsy feo le vehivavy ☹️☹️☹️
@rantoambinintsoarazafimand43656 жыл бұрын
Tsy te hiala mihhintsy ato te hiheno le hiranao foana ,milay fa tohizo ,ny fanirina de hisondrotra hatrany ny mozika malagasy
@madagascarlife638810 жыл бұрын
Misaotra ro lola dq manigna itoa mampatehody agny amintsika ny hiranao veloma ngay e
@madagascarlife638810 жыл бұрын
Sambetsara ro lola
@jo-arlinrajhonson26416 жыл бұрын
Za tsy miala amlah lets zoky Lola!
@lucasneymarzephir743510 жыл бұрын
Milay eh
@l2arakotovelo10 жыл бұрын
Misaotra indrindra fa afa-po tokoa
@galeolaveromanitra482810 жыл бұрын
Certe il a de la voix et en plus mignon et sympa, mais ses chansons ne me font pas tilt, sorry....
@sheilarakotozandry768011 жыл бұрын
aza omena tsiny re ben sy bauf ra lol @ le anarana a, fa rah ts io anaranao io ange tsy lasa mpanakanto malaza tahak'io ange ialahy e
@echatidimbanda52427 жыл бұрын
Mayotte tiako mafoako non egalée tout le monde vous écoute Nahoda👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻
@sheilarakotozandry768011 жыл бұрын
tena tsarbe ny kanto atolotrao ho an'i mpakafy fy ndrindr fa ny fiderana an'Atra, tohizo e