Johovah ô! Ianao tokoa no mpiandry tsara koa meteza re itantana sy hiaro ny làlanay! Aza mahafoy na mahasaraka anay Ianao fa tsy hisy haharombaka ny eo an-tànanAo, Amen!
@elisagertruderafanomezants22896 жыл бұрын
@nao jesosy tsy maika tsy tara,manana anao aho mikarakara,misaotra e Jesosy nenay no mpiandry tsara.❤tiako loatra
@BaKoly-eb1hk11 ай бұрын
Aleloiaaa tsara jesosy Amen Amen Amen 🙏 🙌 👏 ❤️ ♥️
@tsoaandry5407 Жыл бұрын
Aminao jesoa tsy maika tsy tara Manana anao aho mikarakara misaotra jesoa o makasitraka fa tsaraa bé hira finderana🥰🥰🥰🥰♥️♥️
@nadenrr55365 жыл бұрын
Na betsaka aza ny fahavalo ny olana koa tsy maitsy mandalo tsy ahoako ee ny anay hoah jesosy tsy atakalo.
@andriamiandrisoarivodino76365 жыл бұрын
Ho ela velona ianareo dia misaotra fa tena mandona fanahy ilay hira
Encore moi, andriamanitra tsy sasatra aho no mivavaka sy manatena fa un jour MBA apaitanao ny mamy @ Zay enfort natoko rehetra😔😔😔😔Mila anao aho tompoohh ianao irery ny olona afaka itatarako ny fienako ianao rery iany n'y olo mahalala n'y ato ampoko rehetra, androany aho andriamanitra tena Mila anao matsiaro very Mila hery avy @ nao aho tompo satria misy décision goavana Mila raisiko @ fienako nohony zany mila hery sy ny halalana avy @ nao aho MBA iaravako Ilay décision ho raisiko😔😔😔😔😔Ary KO andriamanitra tsy miafina @ nao n'y omba ahy rehetra Ary akiniko @ nao izany
@dalhiaedwige1439 Жыл бұрын
Misaotra anao aho andriamanitra ohh tena mahatsapa ny lebeny fitiavanao ahy aho😘🙏🙏🙏🙏tena misoatra anao aho tompoohh tena ianao marina no mitatana n'y fienako
Andriamanitra ohhhh sitrano reh aho tompo 😭😭😭😭 omeo hery omeo fanatenana koa fa tena very aho andriamanitra ohhh🥲🥲🥲
@huguetteraharisoanirina40532 жыл бұрын
Andriamanitra tsy mamela irery
@samanthaarah73404 жыл бұрын
Tiko loatra ty hira ty!9 ans déjà fa mbol tiko lotra otrany nahenoko azy ty hira ty
@hanitrajoelinejohansson40906 жыл бұрын
Tena tsara ty hira ty e... Kanto loatra...
@blancheneige99367 жыл бұрын
mankasitraka fa tena tiko be mitsy io hira io de hotahin Andriamanitra hatrany anie ny asa fitoriana izay ataonareo
@tsilavinarabearivony15207 жыл бұрын
rabearivoni tsilavina
@oliviakhalifahanitriniaina16144 жыл бұрын
Famindram-po jeso no andrandraiko❤❤❤
@krewashton2643 жыл бұрын
You prolly dont give a shit but if you guys are bored like me during the covid times you can watch pretty much all the latest series on InstaFlixxer. I've been streaming with my brother during the lockdown =)
@konnorari68123 жыл бұрын
@Krew Ashton yup, I've been watching on instaflixxer for years myself :)
@nadenrr55365 жыл бұрын
Hoanandriamanitra irery ihany ny voninahitra.misaotra betsaka
@maminiainasitrakarazafindr35763 жыл бұрын
dia tena azo raisina tsara ny zavatra voalazany!!
@eliasyivolana13772 жыл бұрын
Mankasitraka ❤️
@sitrakarasoasimbola1854 Жыл бұрын
Mifona Tompo o, mamindra fo amiko ,tiako hitoeranao re n'y foko
@njarvandrian94647 жыл бұрын
ity version ty no tiako noho ilay vaovao.
@louiseulrichjustoline2156 жыл бұрын
Mankasitra fa tsara le hira
@meranthevalancia3372 жыл бұрын
🙏🙏😢😢
@user-me3wf5ib5z2 ай бұрын
🙏🏿❤️
@haingotianaomega1746 Жыл бұрын
😍😍😍😍🙏🙏🙏🙏😭
@leonishrasoandrainibe773811 ай бұрын
❤❤❤❤❤
@christianbeatricejeniah66752 жыл бұрын
❤️❤️♥️♥️♥️❤️
@joelipop789 ай бұрын
Ty version ity tena mahafinaritra
@BaKoly-eb1hk11 ай бұрын
Merci baeucoup
@raoulhavanaoavao59862 жыл бұрын
misaotra
@user-rg8gd1ez4n4 ай бұрын
iza no mbola tsy ho resy lahatra fa Jesosy nompandresy s'y mpamindra fo
@jeanjuliorakotoson15172 жыл бұрын
Misoatra salut siméon samedi 19 mars réveil toi toi qui dors 21:22