Mahafinaritra na dia mihaino ny feony mpanao tantara fotsiny aza ..mirindra tsara ..sady mahay milalao..torana voninkazo ho anareo rehetra 🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹
@anitaclara43472 жыл бұрын
Mankasitraka miandry ny tohiny de courage iandry fo mbola hiaraka fona 😘🥰
@zoerazafiarinelina28312 жыл бұрын
Tena mankasitraka indrindra tompoko. Maneho fisaorana indrindra ny Mpanoratra ny tantara tena mirindra tokoa. Mankafy ireto mpilalao ny tantara rehetra fa tena lafatra ny fahaizanareo. Mankahery ny teknisiana rehetra @ fanantontosana ny fandefasana ny tantara. Tena soa dia soa ity tantara ity. Misaotra indrindra. Mahereza daholo é!
@lilydaubec62982 жыл бұрын
Tena tsara ny tantara. Mankasitraka ny mpizara eo ampiandrasana ny tohiny.
@sidonie67642 жыл бұрын
Tiako be na sary ny reo olondroy eto @ tantara 💞💞💞💘💘💘❣❣
@fanomezantsoacatherine40962 жыл бұрын
Tiko be ilay tantara merci bcp ho anareo nizara ....Tsara be.🥰🥰🙏
@myriadenis55062 жыл бұрын
Msôtra nizara f tena voafintina ao daholo ny hanatra sy ny fanamphankevitra sy ny fitondran- tena reetra. Mankasitraka ooo
@ramanandraisoahantarakotom63882 жыл бұрын
Mbola mamerina ny fisaorana anareo 👍👍👍🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼
@andonapoli82492 жыл бұрын
Tena tsara be ilay tantara fa mankasitraka indrindra ny rehetra (mpanoratra mpilalao.GasyRakoto)🎩🎩🎩👏👏👏
@karoal98152 жыл бұрын
Tsara be le tantara merci ❤
@vatosoaonjaniainafitahiana49422 жыл бұрын
tsara be💘❤miandry ny tohiny tompoko.
@manatsoaandriamampianina85802 жыл бұрын
Tsara ilay tantara. Ny indro keliny fotsiny le teniteny français ao anatiny fa tena tranga mety ho hisy zao an!!!!
@NinaNina-gs8nq Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko.FA Tena afapo 😍😍😍😍😍
@anthonetanthonet86722 жыл бұрын
Makasitraka tompoko fa mahafinaritra be Ilay tantara🙏🙏🙏❤❤❤❤❤❤
@sidonie67642 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o 💚 zany ka tantara 💖💗♥️💓💕🧡💜❤🇲🇬🇲🇬💖💗♥️💞💝💙💖🇰🇼🇰🇼🤎❤💜🧡💕💓❣❣
Tsara loatra, bravo bé sady izy no tsara indrindra
@arlettearlette912 жыл бұрын
Misaotsa betsaka 💖💖
@zoelinetsaranytomporazafi82409 ай бұрын
Tsara be ny tantara
@maminiainarasolofo44212 жыл бұрын
Bjr dol o, tena tiako B eri ti tantara ti🥰 mankasitraka tompoko o. Mahay mits n mpilalao manome aina n tantara. D tena tsindrindaona indray lu miandry ny tohiny ku. 😊🤩👌👍