No video

Lolo sy ny Tariny - any alavidavitra any

  Рет қаралды 184,888

Nat Moozika

Nat Moozika

Күн бұрын

Lolo sy ny Tariny - any alavidavitra any
vazo gasy tsara

Пікірлер: 25
@heryrabeantoandro3586
@heryrabeantoandro3586 Жыл бұрын
Tsara loatra! Nanao spéctacle tao amin'ny Kanto teo Antanimena ry zalahy t@ 80 dia nividianana billet i zokinay fa hijery hono..! Grandes vacances io !
@diannar1980
@diannar1980 Жыл бұрын
Tsy izaho velively zany kala izany ! Tsara loatra❤
@vololonirinarabarinarivo5413
@vololonirinarabarinarivo5413 Жыл бұрын
Ianao mitady olona tena mafibe hiantoka anao amin’ny mafy Hay Ianao mitady olona tena kalabe Hiantoka sy hampitafy Hay Ianao mitady olona feno fandeferana Ahazahoana mampirafy Hay ianao mitady olona tena mafibe Hanaraka anao amin’ny gafy Taty, taty, taty ianao no nitonantonana F’izaho, f’izaho, Izaho namaly moramora hoe: Any lavidavidavitr’any indray mba mitady Any angamba misy Ts’izaho velively izany bandy izany Tsy izaho velively ny olona mazana ahavita izany F’izaho bandy kely tsy ampy sakafo Tsy ampy sokay Izaho tsy mba nanana zavatra lafo Hatramin’izay Naleoko tsy nanana olo-nitia Toy izay hanan-dratsy Izaho bandy kely, kelikely sandry Tsy mba nigafigafy Tany, tany, tany aho no nitonantonana F’ianao, ianao, ianao nandroaka moramora ka Any lavidavitra any aho mba hitady any angamba misy Tsy indry velively izany kala izany Tsy indry velively no olona hiharitra anay amin’izany LOLO Sy Ny Tariny
@harishue
@harishue 5 жыл бұрын
💖 TSARA eh ❤️🧡💛💚💙💜🖤♥️
@sambatraraobison7377
@sambatraraobison7377 2 жыл бұрын
Mafy ry zalah reo k!
@laloulalou187
@laloulalou187 7 жыл бұрын
"Ts'zaho velively 'zany bandy 'zany ".....
@lovalova116
@lovalova116 6 жыл бұрын
Tsar be ty hira ty ..tokony hanarinity daholo zay maditra reny...mercieee
@evaeva2271
@evaeva2271 5 жыл бұрын
Tsy zaho velively zany kala zany😘😘
@ghostwalda
@ghostwalda 5 жыл бұрын
🤣🤣🤣🤣🤣
@styroigamx
@styroigamx 4 ай бұрын
ok
@rakotoalice9955
@rakotoalice9955 6 жыл бұрын
Tam mbola kely zahay tadidiko defa mpakafy ty hira ty za, hatramzao tiko fona, tsara loatra le hira.Mankasitraka anareo Lolo sy ny tariny aa, milay nareo oa
@marioandria3433
@marioandria3433 4 жыл бұрын
💚
@nn7703
@nn7703 8 жыл бұрын
any angaba misy....!
@matvonline5683
@matvonline5683 7 жыл бұрын
milay an!
@rijarapanoela1731
@rijarapanoela1731 5 жыл бұрын
Naleoko nanana olona nitia e toy izay hanandratsy a 😜
@vissindroiziarson327
@vissindroiziarson327 7 жыл бұрын
Ok tena tsara le hira
@nadinerahanetra5391
@nadinerahanetra5391 5 жыл бұрын
Tsara loatra...
@tokyandriamaholy6281
@tokyandriamaholy6281 4 жыл бұрын
Tiako io hira io.
@nraza67
@nraza67 5 жыл бұрын
👍❤😍💖💙💚💛
@zanzibar4177
@zanzibar4177 10 жыл бұрын
Any alavidavitra any....
@Mozikantsika
@Mozikantsika 11 жыл бұрын
tena io ve no titre-n'io hira io?
@matvonline5683
@matvonline5683 7 жыл бұрын
ie
@natmoozika92
@natmoozika92 11 жыл бұрын
fin ny tena titre any?
@marioandria3433
@marioandria3433 4 жыл бұрын
Za ko ar mba manotan tena we inon n tena titreny🤣
@anahmarianah8
@anahmarianah8 2 жыл бұрын
@@marioandria3433 " any alavidavitra any " ny titre-ny 🤣
Raha mankany - Lolo sy ny tariny |Lyrics
4:52
Somewhere
Рет қаралды 271 М.
Tambazako
4:51
Release - Topic
Рет қаралды 102 М.
Пройди игру и получи 5 чупа-чупсов (2024)
00:49
Екатерина Ковалева
Рет қаралды 3,4 МЛН
UNO!
00:18
БРУНО
Рет қаралды 4,9 МЛН
Tonga ilay malalany.mp4
4:43
Nandrianina Vonjihery
Рет қаралды 202 М.
REBIKA MEDLEY. 1 (kolokolom-pitiavanay)
16:45
Galasam Kickee
Рет қаралды 152 М.
TVM EMBONA LOLO SY NY TARINY
22:57
TVM
Рет қаралды 14 М.
Manàna finoana - Rossy
6:19
AL RANZ
Рет қаралды 322 М.
Ny jihy -  Ahy ianao
4:55
TendryL
Рет қаралды 536 М.
Dimbaka avy any Nazareta - Lolo sy ny Tariny
6:15
Eric RAZA
Рет қаралды 2,1 М.
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Galasam Kickee
Рет қаралды 59 М.
Revy Lolo sy ny Tariny 2. Ilafy 23 jona 2023
47:53
DadaRabe7
Рет қаралды 4,7 М.
Rossy - Toerako nindraminy
4:56
anjalirinia
Рет қаралды 211 М.