Poopy - Mifona (lyrics)

  Рет қаралды 306,341

Mià

Mià

7 жыл бұрын

Пікірлер: 50
@michardrocksonrajaonahy8794
@michardrocksonrajaonahy8794 4 ай бұрын
Tsara loatra ity hira ity. Vao haingana aho no nahalala an’Andriamanitra fa tsapako be ny Fitiavany antsika na dia tena adala be aza isika ❤
@user-ts9qm5mb1s
@user-ts9qm5mb1s 7 ай бұрын
Mampahery izy zany!!!mankasitraka tompoko!!
@sahondrarakotonanahary8341
@sahondrarakotonanahary8341 Жыл бұрын
Amin'izay moa no hitarainako raha maizina ny lalako tsy ho Aminao.
@mobileplus5781
@mobileplus5781 6 жыл бұрын
Tompo o mba hiantrao aho amin'izao fahorimpoko izao Ary sitrano ny ahiahiko Tompo o Merci Poopy f mitondra hery Lehibe ho ahy ity hira ity
@raholiarimananalydia4175
@raholiarimananalydia4175 7 жыл бұрын
Tiko be lay hira, ny tonony sy ny feony, satriko ihany hihaino azy ity. Msaotra Poopy a
@ursulasoavita2582
@ursulasoavita2582 3 жыл бұрын
Misaotra Jesosy Kristy.Amen 🙏❤️
@tokyjulien5340
@tokyjulien5340 2 ай бұрын
Amen 🙏❤❤❤
@user-dd1ds2bs8f
@user-dd1ds2bs8f Жыл бұрын
Tsara ery! Vavaka feno fanetre-tena
@user-ph3ie6of6u
@user-ph3ie6of6u Ай бұрын
Mankasitraka tsara be❤
@doriatib722
@doriatib722 2 жыл бұрын
Tiako loatra❤🙏🏼
@Alesja_magdich
@Alesja_magdich 7 жыл бұрын
na in 10 mihaotra aza miheno tsy mety leo zany mintsy aho .f tiko lotra .Misaotra Poopy ( Lyrics koa )
@andriamandanielafiniavana8358
@andriamandanielafiniavana8358 7 жыл бұрын
Tiako loatra . Merci beaucoup pour le partage :)
@veroperline2597
@veroperline2597 7 жыл бұрын
tena tsara be ilay hiranao poopy.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 жыл бұрын
Renin'ny Tompo Andriamanitra n'y taraina s'y n'y fifonana marina. Dera laza Ary voninahitra ho Azy irery ihany. Sarotra koa. Tsara io vavak'i Poopy io. Mankasitraka 😘🎤
@yolandinenambohoevenon4692
@yolandinenambohoevenon4692 4 жыл бұрын
Tsara b le hitanao poopy
@tantelyrakotoarijaona2055
@tantelyrakotoarijaona2055 2 жыл бұрын
Afao ny ziogako 💔💔😫
@andriamiandraniainaramasom8777
@andriamiandraniainaramasom8777 2 жыл бұрын
Tsara loatra 😍
@claudinamonnois6967
@claudinamonnois6967 2 ай бұрын
@arisoakhqurlah2919
@arisoakhqurlah2919 5 жыл бұрын
Mampalahelo ahy le hira tiako loatra merci beaucoup
@hasoferanomena2348
@hasoferanomena2348 Жыл бұрын
Bravo
@rianaraj
@rianaraj 5 жыл бұрын
Vao enoko androany ❤️❤️ tiako laotra
@nivoharyalimiafaranirina6299
@nivoharyalimiafaranirina6299 2 ай бұрын
🙏🙏🙏
@andrianiainatelson1610
@andrianiainatelson1610 2 жыл бұрын
🙏🙏🙏 Amen !
@doriatib722
@doriatib722 2 жыл бұрын
Aza ela ry Tompoko afaho ny ziogako
@ericanathalie2464
@ericanathalie2464 4 жыл бұрын
Tena tiko hirany Poopy ty!!
@raharimananalindah5839
@raharimananalindah5839 6 жыл бұрын
Tiko b ❤
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 жыл бұрын
Misaotra Tompo. Amen
@nostalgieruisselle
@nostalgieruisselle 7 жыл бұрын
Tiko be ! Merci Mi !
@ndrainaharymira9179
@ndrainaharymira9179 3 ай бұрын
Misaotra nizara❤
@Silo2X
@Silo2X 10 ай бұрын
❤❤❤❤❤
@bakorazaiarimisa9904
@bakorazaiarimisa9904 3 жыл бұрын
Mba iantrao ...
@andriamamonjynorofarahery1064
@andriamamonjynorofarahery1064 5 жыл бұрын
tsara loatra!
@rotilag3110
@rotilag3110 5 жыл бұрын
Tiko lotra eee
@holitahianaolivia9134
@holitahianaolivia9134 5 жыл бұрын
Ka iantrao fa inona mo zahay anatrehanao? ❤️
@mariellehoareau2833
@mariellehoareau2833 5 жыл бұрын
Tsara na ny tonony na ny feony
@nyfelaniaina1259
@nyfelaniaina1259 5 жыл бұрын
😭😭😭💔💔💔
@botonirinalandry4456
@botonirinalandry4456 Жыл бұрын
Popy
@nivohantaratovo548
@nivohantaratovo548 5 жыл бұрын
Tena mampahery mitsy tiko tiko fona poopy
@doriatib722
@doriatib722 2 жыл бұрын
🙏🏼🙏🏼🙏🏼❤❤❤
@haingomanantsoatantelyrako6442
@haingomanantsoatantelyrako6442 5 жыл бұрын
miaiky mihitsy aho @ ilay tononkira, misaotra Poopy a!
@rahantasehenoandrea4120
@rahantasehenoandrea4120 2 жыл бұрын
@iza moa no hitarainako raha maizina NY fiainako?
@harryrandria782
@harryrandria782 6 жыл бұрын
tsara kosa
@sitrakaization
@sitrakaization 4 жыл бұрын
Hira mampahery
@tefiarisonodonchristian8343
@tefiarisonodonchristian8343 Жыл бұрын
Fa iza mo no itarainako raha maizina ny fiainanako tsy ao aminao?
@diamondraherintsaina5094
@diamondraherintsaina5094 5 жыл бұрын
tiko
@fanjaly1239
@fanjaly1239 4 жыл бұрын
Tena tsara feo!!! Misaotra Poopy a!!!
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 2 ай бұрын
Fifonana @ Andriamanitra 🙏
@andrianiainatelson1610
@andrianiainatelson1610 2 жыл бұрын
🙏🙏🙏 Amen !
@soahiantanarandria9659
@soahiantanarandria9659 3 жыл бұрын
Aza ela ry Tompoko hafao ny ziogako
POOPY - Vavaka LYRICS
5:34
Lyrics & Music Malagasy
Рет қаралды 45 М.
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)
7:31
Zara music
Рет қаралды 377 М.
Summer shower by Secret Vlog
00:17
Secret Vlog
Рет қаралды 13 МЛН
Clown takes blame for missing candy 🍬🤣 #shorts
00:49
Yoeslan
Рет қаралды 45 МЛН
Mitatao   Poopy
4:48
dagotiako
Рет қаралды 57 М.
Ampianaro    Poopy
3:44
TANIKO Madagascar
Рет қаралды 20 М.
Mbola ho tsaraina - Rija Rasolondraibe
4:36
avobehotmail
Рет қаралды 453 М.
Poopy-kanto ( HQ audio)
5:12
Ando Ando
Рет қаралды 29 М.
Rija RASOLONDRAIBE - Hiara hivavaka isika
4:52
Miangaly Fiderana
Рет қаралды 436 М.
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church
5:13
cevam network
Рет қаралды 3,4 МЛН
Vavaka Poopy
5:33
musicmia14
Рет қаралды 195 М.
Hira sy Mozikan' i Bessa anaty 15 mn (Medley/Tambatra/Bemiray)
14:47
Hira sy Mozika
Рет қаралды 99 М.
Ambany elatrao :: tononkira Jocelyn Ranjarison
5:28
Houlder Am's
Рет қаралды 2,2 МЛН
Poopy - Mifameno (HQ Audio)
5:01
Ando Ando
Рет қаралды 34 М.