mba rahoviana vao mba hatao goudron itony lalana itony e!
@iarilantomichelrasolofondr6481 Жыл бұрын
Ratsy ny fanehoana ny sary raha miohatra ny fanehoana natao'ny any atsimo mbola misy tohiny olay sary fa tapaka antenantenany
@hantaandria67574 жыл бұрын
Mpandeha lalan dratsy izahay fahiny fa mbola mazana iny!! Fenoarivo Centre( Fenoarivo Be ) noheveriko fa dadany fa ity dadabeny!!! Misaotra e! dia hijanona eo Tsi/didy zany ko!! Tsi?Didy ka manja e!
@rivorakoto18522 жыл бұрын
Tena firenena fara zay mafy ady indrindra eto tany aotra any afo b mihintsy le Madagascar