No video

SOMAMBISAMBY MAHALEO

  Рет қаралды 709,995

RH

RH

Күн бұрын

Пікірлер: 79
@user-cx9yd2xv5p
@user-cx9yd2xv5p 14 күн бұрын
Manembona e fa mbola ho tonga indray andro any e ❤❤❤❤❤
@vololonirinarabarinarivo5413
@vololonirinarabarinarivo5413 Жыл бұрын
Somambisamby re ry lahy e, 'tony ny andro diavolana Ka ontsaontsa ny fanahy, fa maro ny olana Manembona ny any aminay, tanàna tsy foina Mahatsiaro ireo havanay, tsy hay hadinoina, mba jerijereo Mba jerijereo ny tanànantsika Aza avela hangina , aza avela hangatsiaka Fa mbola ho tonga ilay androany Hitondra ny soa, hitondra ny mamy Hirongo tantely, hirongo vinany Toa mateti-piavy kanefa ilay ora-panala Ka lasa ny saina miantefa hamangy malala Toa lavitra anefa ny any ka saro-banjinina Ny sento no hampitaina any, veloma masìna ô Veloma masìna, veloma ry tiana Fafao ny alahelo fafao ny hakiviana Fa mbola ho tonga ny indray androany Hitondra ny soa, hitondra ny mamy Hirongo tantely, hirongo vinany Na dia maro aza ny zava-midona, aza atao mampifezaka Aza kivy na very finoana, mandehana miezaka Fa ao anatin’ ny ngidy ny mamy, ka saro-takarina Misy ny ambony sy ambany, izay no marina fa ny ady tsy vita Ny ady tsy vita fa mbola hitohy Tsy mety tafita raha mamoy fo Ka raiso ny ampinga, raiso ny hery Handresy ireo kinga sy maneritery Handrava fanànana, hamokatra fery ©MAHALEO
@angelamanasse3124
@angelamanasse3124 4 жыл бұрын
Moi je suis métisse malgache Izaho metisse malagasy 🇲🇬🇲🇬 Je parle même malgache
@sylvoalias
@sylvoalias 3 жыл бұрын
je crois bin que ce n'est pas un handicap,au contraire sois fiére de soi. Je suis malgache et j'ai cinq enfants dont les 3 premiers sont déjá des adultes et les deux derniíéres sont encore mineures.Je souligne qu'ils sont tous des métis et ils sont bien dans leur peau...
@lantoniainaramarolahy3271
@lantoniainaramarolahy3271 3 ай бұрын
Amiko manokana an’isan’ny hira ❤tena tsara, ny toniny, ny feno-dry zalahy (Mahaleo sy ny tariny io) miampy ny guitare, tsara e!
@jocelinrakoto2518
@jocelinrakoto2518 4 жыл бұрын
Ndriiiiii mahatsiaro ny tany Dago fahiny ,mbola tanora tamin'izany,indrisy fa dia efa efatra no lasa ry zalahy e ,mandria ampiadanana
@sylvoalias
@sylvoalias Жыл бұрын
On est en 1980.....sniiif sniiiif ...merci les gars
@MarcMorelienJean-ml7wv
@MarcMorelienJean-ml7wv Жыл бұрын
Jamais oublier,j'adore au fond de mon âme.
@hermancenanna9575
@hermancenanna9575 Жыл бұрын
Tsara be zay maka mahaleo faona :tsara be misaotra 👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👍👍👍👍👍👍👍👍.
@jonraha588
@jonraha588 2 жыл бұрын
Niavaka tamin ny maro aminireo hiran'ny tarika Mahaleo, averiko intelo indimy vao afapo mihaino azy ny tenako
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 3 жыл бұрын
Fa mbola ho tonga, hitondra ny soa, hitondra ny mamy 🥺🥰🥰
@irinaerichoarau1607
@irinaerichoarau1607 4 жыл бұрын
Rip Dadah et Fafah😥..vous serez dans le cœur de malagasy, gravés a jamais❤️❤️
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz 4 ай бұрын
Xxw
@hantanirinamalala7569
@hantanirinamalala7569 4 жыл бұрын
Générations générations ,ray dadabe tsy mety manaiky ny saiko fa ekeko tsy fidiny madria ampiandanana Fafah sy dadah
@bricesimonet3741
@bricesimonet3741 Жыл бұрын
Que de bons souvenirs passés avec toi mon Ami Boda et mon frère de ❤
@LucyUser-zw2vp
@LucyUser-zw2vp 21 күн бұрын
Mahatsiaro be malahelo be ❤❤❤😢😢😢😢
@nirinaandrianavony1570
@nirinaandrianavony1570 4 жыл бұрын
ny ady tsy vitô ô fa mbola hitohy tsy mety tafita ra mamoifoy.... merci zalà
@madlcraftzandina
@madlcraftzandina 3 жыл бұрын
Ao anaty ny ngidy no misy ny mafy...ny ady tsy vita fa mbola mitovy 2021
@jocelynrakotomanana8252
@jocelynrakotomanana8252 6 жыл бұрын
Mahatsiaro ny fahiny ! Madagasikara tsy foiko ❤
@tahinarakoto525
@tahinarakoto525 5 жыл бұрын
Mankasitraka anie tompoko vavy, tompoko lahy... Zany zoky 'ntsika é.
@martindelor
@martindelor 5 жыл бұрын
veloma masîna veloma ty tina,God bless you
@alonzabonza3659
@alonzabonza3659 4 жыл бұрын
Tsy lefy ee tiako lotra ❤❤😘😘😘🙌
@georgiarosine6085
@georgiarosine6085 3 жыл бұрын
Anatini mangidy ny mamy 😢💪😍
@fredericrobert5833
@fredericrobert5833 11 ай бұрын
Écoute bien cette chanson
@shaymood2916
@shaymood2916 4 жыл бұрын
Légende ❤️😢
@tsitorandria8573
@tsitorandria8573 Жыл бұрын
Tena tsara e, ohatran'ny hitako izany ny pôzinzareo mihira an'izany.
@Ralandison1
@Ralandison1 6 жыл бұрын
Mba jerijereo ny tananan-tsik' ééé !!!
@MimirMimir-co5bj
@MimirMimir-co5bj 5 ай бұрын
Kanto tena kanto
@user-cx9yd2xv5p
@user-cx9yd2xv5p 14 күн бұрын
Hirongo tantely e hirongo vinany e
@tahinarakoto525
@tahinarakoto525 5 жыл бұрын
2019 aty tsy manadino Toulouse
@zafari3137
@zafari3137 Жыл бұрын
Manaoahoana,salama,tsarahaba,daholo isika ranabavy... 2023 janoary mbola akato aby isika... 👨🏿‍✈️👨🏿‍✈️👨🏿‍✈️🙏🏿🙏🏿🙏🏿🙏🏿🙏🏿🤗🤗🤗🤗🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇲🇫🇲🇫🙏🏿🙏🏿🙏🏿🙏🏿🙏🏿
@rasolofomananaandriatsitoh3314
@rasolofomananaandriatsitoh3314 4 жыл бұрын
Mateti-piavy anefa ny oram-panala !....
@rakotomalalasummer7018
@rakotomalalasummer7018 Жыл бұрын
Tsara be
@norotianageorgia8764
@norotianageorgia8764 3 жыл бұрын
Tsra beu le hira 😍😍😢
@user-cx9yd2xv5p
@user-cx9yd2xv5p 14 күн бұрын
❤❤❤❤❤
@fredericrobert5833
@fredericrobert5833 Ай бұрын
👍
@ostieradiotanjombato8938
@ostieradiotanjombato8938 5 жыл бұрын
Ilay version tena noraisim-peo tao anatin'ny fahatanorany sady tena lafatra ilay rindra sy fampiaraham-peo
@rasoa82
@rasoa82 3 жыл бұрын
2021❤❤❤❤
@albertrakotoandriantsaroan6967
@albertrakotoandriantsaroan6967 6 ай бұрын
ils ont crée une histoire dans l'histoire de Madagascar
@jeanclaude4746
@jeanclaude4746 2 жыл бұрын
Alli'mdt le feu
@lantoramanantsoa9345
@lantoramanantsoa9345 4 жыл бұрын
2020🇲🇬🇲🇬❣❣️❣️
@andrianonyhanta9828
@andrianonyhanta9828 4 жыл бұрын
mba jerijereo ny tananatsika,
@rakotondrazafyhariniaina655
@rakotondrazafyhariniaina655 2 жыл бұрын
légende 🥰
@narissarakotozafy6213
@narissarakotozafy6213 7 жыл бұрын
mba jerijereo ny tananàntsika ry zareo
@razafimanantsoafrancis7887
@razafimanantsoafrancis7887 5 жыл бұрын
Ao anatin'ny ngidy ny mamy
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 4 жыл бұрын
❤️❤️🎉
@heryrazafimandimby2588
@heryrazafimandimby2588 5 жыл бұрын
Tsy totan'ny ela eh. Malahelo an' dada aho maheno ity hira ity😥
@francineolga7954
@francineolga7954 2 жыл бұрын
Mx soMAMBisAMBy MAHALEo
@tianaandrianasolo801
@tianaandrianasolo801 7 жыл бұрын
Atsiarovako @ fiainako mihintsy ity hira ity an...
@norotianageorgia8764
@norotianageorgia8764 3 жыл бұрын
Zah koua
@zafari3137
@zafari3137 4 жыл бұрын
Manembona ny any aminay é
@pierrerandriamahazozara9270
@pierrerandriamahazozara9270 4 жыл бұрын
Mba jery jereo tokoa 'lay tananantsika ao!!
@thiers526
@thiers526 5 жыл бұрын
Zany ny revy teny ambony tamboho tany Dago e.
@umbertociotola1303
@umbertociotola1303 3 жыл бұрын
💓
@josianeharrivel3845
@josianeharrivel3845 Жыл бұрын
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤😊😊😊😊😊😊😊😊😊
@Ralandison1
@Ralandison1 2 жыл бұрын
Tanàna tsy fohina !!
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 3 жыл бұрын
🥺🥺🥺♥️♥️♥️♥️
@mamyrandrianirina4094
@mamyrandrianirina4094 8 ай бұрын
Tsara foana
@lolarun974
@lolarun974 Жыл бұрын
@fhvvjbbfgvvccg1654
@fhvvjbbfgvvccg1654 4 жыл бұрын
Rip Fafah et dadah
@hermancenanna9575
@hermancenanna9575 Жыл бұрын
Mandriam piadanana I dadah sy fafah😖😖😔😔😭😭
@aliceravoahangy8008
@aliceravoahangy8008 3 жыл бұрын
Mankasitraka !
@joseraza8597
@joseraza8597 6 жыл бұрын
Anisn'ny hira nitiavako Mahaleo mihitsy io
@aliceravoahangy8008
@aliceravoahangy8008 3 жыл бұрын
Mankasitraka tsara be
@livah13
@livah13 7 жыл бұрын
inty version milay nio hira io
@ramanibolahaingo257
@ramanibolahaingo257 2 жыл бұрын
Mampatsiahy ny tanana eny ambanivohitra sy fianakaviana ary ny tapaka sy namana
@randrianaivovalitianamampi6097
@randrianaivovalitianamampi6097 8 жыл бұрын
nice
@clairegambini5656
@clairegambini5656 Жыл бұрын
Ontsa ny fanahy, lavitra ny any
@tsioryfaniry2020
@tsioryfaniry2020 3 жыл бұрын
Hira fihaino rehefa any an-tany lavitra.
@elodieraveloson464
@elodieraveloson464 3 жыл бұрын
😢😭
@manatsoamanatsoa7875
@manatsoamanatsoa7875 4 жыл бұрын
Rip😢😢😢
@atrannrandri3556
@atrannrandri3556 7 жыл бұрын
Milay e
@linas4727
@linas4727 4 жыл бұрын
Version originale
@tsiriandonalaandriaherimal4613
@tsiriandonalaandriaherimal4613 7 жыл бұрын
Manembon Ny any aminay
@tahirysoa720
@tahirysoa720 4 жыл бұрын
Fa mbola ho tonga indray andro any...😓😓
@ophelietadahy1896
@ophelietadahy1896 4 жыл бұрын
Raiso ny ampinga. Tena ahatsirovako aminay lay hira ity. Mankasitraka ny tarika
@jonraha588
@jonraha588 2 жыл бұрын
Niavaka tamin ny maro aminireo hiran'ny tarika Mahaleo, averiko intelo indimy vao afapo mihaino azy ny tenako
@tanteliniainaralitera3457
@tanteliniainaralitera3457 3 жыл бұрын
Ndrii
@bakolinirinafanjahortensia8054
@bakolinirinafanjahortensia8054 Жыл бұрын
♥️
JAMBA MAHALEO
6:33
RH
Рет қаралды 160 М.
Mananjary by Feo Gasy
5:20
Nobuteru Kamiyama
Рет қаралды 1 МЛН
managed to catch #tiktok
00:16
Анастасия Тарасова
Рет қаралды 40 МЛН
Box jumping challenge, who stepped on the trap? #FunnyFamily #PartyGames
00:31
Family Games Media
Рет қаралды 33 МЛН
My Cheetos🍕PIZZA #cooking #shorts
00:43
BANKII
Рет қаралды 27 МЛН
SPILLED CHOCKY MILK PRANK ON BROTHER 😂 #shorts
00:12
Savage Vlogs
Рет қаралды 47 МЛН
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Galasam Kickee
Рет қаралды 59 М.
Rafahafahana
5:03
Mahaleo official
Рет қаралды 299 М.
SAO DIA ATAON'IALAHY HOE Mahaleo Live @ Olympia
5:45
Mahaleo official
Рет қаралды 238 М.
Ny jihy -  Ahy ianao
4:55
TendryL
Рет қаралды 536 М.
Eny Ambanivohitra   Zandry Gasy   Lamozika net
4:31
Michael RAMARIVELO
Рет қаралды 186 М.
Mahaleo- Hay hay
4:08
Rino minato
Рет қаралды 1,7 МЛН
Rakoto Frah - Rehefa maty aho
5:41
Gasyers Tv
Рет қаралды 144 М.
TANY TOKANA MAHALEO
6:19
RH
Рет қаралды 151 М.
Tselatra - Rainay ô
5:22
Ando Rak
Рет қаралды 1,8 МЛН
managed to catch #tiktok
00:16
Анастасия Тарасова
Рет қаралды 40 МЛН