TOKO TELO - tiako izy

  Рет қаралды 96,502

randriamanankery mahazomila rostand

randriamanankery mahazomila rostand

7 жыл бұрын

TOKO TELO / REBIKA

Пікірлер: 17
@hollanderasoamanarivo9894
@hollanderasoamanarivo9894 Жыл бұрын
Efa vita fatotra ny anay tiako le hira ❤️❤️
@nickylarson1236
@nickylarson1236 3 жыл бұрын
esoesonao, toa vao maika, Mampitombo, ilay fitiavako azy izay, Tsy izay lazainao, no afaka hanova izay najoro, Ka hikoro, Na ny hery, na koa lalàna, Na hisy fandraràna, Dia tiako izy, izy koa tia ahy, ’zahay tsy hisaraka, Ref: Fa raha ny anay, mafy orina, Tsy ho voaraodana, fitia tena matotra, Vita fatotra, ’Zahay enjehinao, toa vao maika mifankatia, Mitombo sy mafana, ilay fitia, Ny tiako ho tsapanao, matoa ’zahay, Niara-dalana, dia teo ilay fitiavana, Na iza hanasazy sy handidy, Na mamy io na hangidy, Dia tiako izy,izy koa tia ahy, ’zahay tsy hisaraka, Fa fo iray no mitambatra, Mifanaraka,izahay tsy hifandao, Na ho mora na ho sarotra, Fa raha ny anay, mafy orina, Tsy voarodana, fitia tena matotra Vita fatotra, (x2): Ho atako tsara karakara, Fa efa anjara,nomenao ho ahy, mandrak’izay, (x2): Fa raha ny anay, mafy orina, Tsy voarodana, fitia tena matotra, Vita fatotra,
@youbyranoeliarisoa3645
@youbyranoeliarisoa3645 2 жыл бұрын
Hafa ihany ny hira taloha, tena tsara💓
@hollanderasoamanarivo9894
@hollanderasoamanarivo9894 Жыл бұрын
❤️❤️❤️ iray no mitambatra
@nyrinamaholy5738
@nyrinamaholy5738 5 жыл бұрын
Zany ka hira
@nathaniarivo2841
@nathaniarivo2841 5 жыл бұрын
Tsy makaleo ny miheno azy.. Tsara lotra
@andonirinarakotomanana6775
@andonirinarakotomanana6775 4 жыл бұрын
Tiko lotra ❤️
@randrimanjakaharivonyonjan9888
@randrimanjakaharivonyonjan9888 6 жыл бұрын
tena tsara lotra e! tiko be! mankasitaka e
@jaoalain9538
@jaoalain9538 3 жыл бұрын
2021 tena mbola mankafy mitsy
@albertsavio2857
@albertsavio2857 3 жыл бұрын
Ohatry ny hoe any an-danitra izany aho raha vao vao maheno an'zany hira izany
@nasorapiandra656
@nasorapiandra656 5 жыл бұрын
aujourd’hui le 5 décembre 2018, chérie a, gtm bcp ! samy mieno ty hiratsik ty za sy enao @ zao ! na ny hery III? na ko lalana , na isy fandrarana .... zan a? GTM AR E!d fitia tena matotr vita bfatotra ! mafy horina ny atsik zan mo oh? BISOU gtm
@ericrandrianantenaina5916
@ericrandrianantenaina5916 4 жыл бұрын
😍
@ELCAMOIM
@ELCAMOIM Жыл бұрын
mankasitra e! tsy mety lany mamy le vazo!
@nisandra1541
@nisandra1541 6 жыл бұрын
tiko lotra
@miantsavolatiana1983
@miantsavolatiana1983 6 жыл бұрын
😥😥😥😥😥
@anlifazar8935
@anlifazar8935 6 жыл бұрын
Miantsa volatiana marina ve Zany eeeeeeee
TOKO TELO   Fitia madio
4:58
Vaovao Malagasy
Рет қаралды 32 М.
Te ho lafatra / Toko telo
4:27
Hoby Tiana
Рет қаралды 9 М.
КАРМАНЧИК 2 СЕЗОН 7 СЕРИЯ ФИНАЛ
21:37
Inter Production
Рет қаралды 532 М.
DEFINITELY NOT HAPPENING ON MY WATCH! 😒
00:12
Laro Benz
Рет қаралды 23 МЛН
孩子多的烦恼?#火影忍者 #家庭 #佐助
00:31
火影忍者一家
Рет қаралды 49 МЛН
Isika roa Boboh MAhavanona
5:13
Antonny Andri
Рет қаралды 129 М.
tahak'izay - Poopy (Njakatiana)
7:18
Mbola Henika RAZAFIMANANTSOA
Рет қаралды 7 М.
FEON'ALA : Les meilleurs musiques de Feon'ala
48:22
HIRA TIAKO
Рет қаралды 36 М.
Tonga ilay malalany.mp4
4:43
Nandrianina Vonjihery
Рет қаралды 183 М.
Rebika - Fa tena tia
4:45
gasytiamozika
Рет қаралды 214 М.
Manaly :: Manambady vazaha
5:39
Musique de Madagascar
Рет қаралды 19 М.
REBIKA MEDLEY. 1 (kolokolom-pitiavanay)
16:45
Galasam Kickee
Рет қаралды 136 М.
Fo Mijaly - Y-Zit
3:57
ninilove33
Рет қаралды 320 М.
Njakatiana  - avelao aho hitia
5:36
Oliva Ratiarison
Рет қаралды 537 М.
Zattybek & ESKARA ЖАҢА ХИТ 2024
2:03
Ескара Бейбітов
Рет қаралды 235 М.
akimmmich (feat. Turar) - UMYTTYŃ BA?| official lyric video
2:54
akimmmich
Рет қаралды 1,3 МЛН
Janona
4:09
Release - Topic
Рет қаралды 1,7 МЛН
Alisher Konysbaev - Suie ala ma? | Official Music Video
2:24
Alisher Konysbaev
Рет қаралды 198 М.
IL’HAN - Pai-pai (lyric video) 2024
3:24
Ilhan Ihsanov
Рет қаралды 193 М.