Extrait de l'Album " ANGOLANAO" A&C: Tovo J'Hay Rec at Kaloina Records Copyright 2018
Пікірлер: 52
@SL-px2cb5 жыл бұрын
Quels talent, style, timbre, signature et initiatives... Merci grand talent Tovo J'Hay 👍
@razatan6338 Жыл бұрын
L'une de tes chansons que je préfère, merci Tovo a Manantena création foana izahay e
@AndryWzk11 ай бұрын
ohhh merci Tovo jhay fa tena tsara be ilay hira...
@elodieninah74786 жыл бұрын
❤tiako be mihints t'y hira ty❤ merci tovo an,👏👏
@christinajarrysanson2793 жыл бұрын
tsy leo hatramin ny ity hira ity nivoaka tena tsara.mpankafy tovo jhay tanteraka atramin izay
@rojoandrianarison35036 жыл бұрын
Tena tiko
@hajanirinajeannot17146 жыл бұрын
Tiko lotra!! 😍😍😍
@randriamiora70606 жыл бұрын
Tiako lotra!! Ela be ilay 4 février!! :( :( hate de te voir en concert Tovo J'hay!!
@sarobidyr.20 Жыл бұрын
Atolotro ho an'izay malalako izay #J ❤️
@rabemananjaraclara37885 жыл бұрын
trop bien!!!! merci à toi Tovo J'Hay
@princiliamathieusembic3376 жыл бұрын
En bouclee 😍😍😍😍
@device69265 жыл бұрын
Aza mapijaly tena rizareo a, raha tena tia ny olona iray tsy tokony hampirafy na lahy na vavy
@toavinahasimbolarakotondra97796 жыл бұрын
Tiko loutra Tovo forver♥
@cybertriak69965 жыл бұрын
Mankasitraka e Artiste tena feno e mitovy calibre am SILO tohizo foana ny fampifaliana ny mpihaino e
@sarahalp87715 жыл бұрын
j'adore !!
@angelineraharilalao73425 жыл бұрын
Mba teneno Dina .... fa miandry azy aho ... 💟💔💔
@user-du5se8ns9q6 ай бұрын
❤ tiako foana
@winniethepooh86456 жыл бұрын
💟💟tiko loatra⬆️🔝
@Louloute23146 жыл бұрын
Tsara be e.👍
@tatianamialinirinajeanloui72356 жыл бұрын
Tadidiko ilay andro voalohany nahenoko an zany tam izy hit de la semaine, fa tonga de tiako be tiako be. Am zao tena hirako fa any izay ilay olotiako e hhhmmmm
@rojoheryratoandronaharinan31106 жыл бұрын
Tsara lotra!!!
@vivianeandriamanefo25805 жыл бұрын
Tsara loatra !
@jemaime93266 жыл бұрын
TSARA LOATRA !
@mixtahraylor6 жыл бұрын
Tena tsara, tiko be
@andriatsimiandryantoniober31575 жыл бұрын
Milay e!
@zofa40845 жыл бұрын
Zany ka mozika, mankasitraka e.
@andryraholiaridera10144 жыл бұрын
tsara be ny jeu d'acteur an'ilay barman :-D
@sarahalp8771 Жыл бұрын
Manontany tena aho indraindray Efa impiry fa tsy mbola fay Fantatro f’indray andro any Mbola hiverina eto amiko ihany Nanjary toa fanaoko ny tsy miteny Matetika dia hodiako tsy hita reny Fa fantatro f'indray andro any Mbola hiverina eto amiko ihany Iny tokako iny mba lalovy kely any re Lazao azy fa ny tiany mbola miandry foana hoe Aza lazaina aza tantaraina ny alahelo ao anatiko Tonga dia tsory azy fotsiny , f’izy hono hoe mbola tokam-po REF: Tsy mbola tapitra eto ny fotoana Andrasako izy za mbola eo foana Aleo aloha ny foko mba hitony androany Izaho tsy alahelo na ko hitomany Ny ho avy sy ny ampitso tsy takatro F’izaho mbola eto aloha no fantatro Naleoko mangina aleoko mintsy ho moana Fa hiandry anazy aho hiandry foana Miverina eto amiko ihany……….. Dia niova ka nitohy teo ny tantara Nanomboka niantso izy nanambara Fa agamba mety fantany ihany fa Mbola hiverina eto amiko ihany leo ny kilalao leo ny adalana Izay rehetra aleha toa tsy mahatamana Fa agamba mety fantany ihany Ka niverina eto amiko ihany
@mijoronyhasina872 Жыл бұрын
Talenta ranoray kanto e
@mahefazalahimana21155 жыл бұрын
Tiko b💖
@herizoranaivoson96844 жыл бұрын
💝💖
@delanessanchristine38966 жыл бұрын
Pakafy atram farany e!
@michouandrianantenaina73156 жыл бұрын
❤Tiako lôtra❤
@tsiryyves6 жыл бұрын
miverena ehhhhhhh
@nahranarimahefa24014 жыл бұрын
😍😍😍
@rojoramanandriantsoa58856 жыл бұрын
tiko lotra :)
@joyceraharimbola39566 жыл бұрын
Misaotra fa tena tsara be
@InGodITrust79 Жыл бұрын
❤❤❤❤
@malalaniainaratolojanahary58153 жыл бұрын
Tiako loatra👍👍❤️❤️♥️♥️🇲🇬🇲🇬
@franciscacarollevolanirina52932 жыл бұрын
Tsara e🎤
@hajaandrianjaka53276 жыл бұрын
zay maka anle barman katr@ farany a!! hihihihi
@tefyandriamirado73516 жыл бұрын
Tsara loatra
@onyfinaritra31175 жыл бұрын
Dry mampatsiahy ahy zavatra loatra ity Hira ity ,
@minousasa91125 жыл бұрын
😘
@augustinejeanneabdoul12776 жыл бұрын
Tsara
@nanjaranarimahefa13992 жыл бұрын
🥰
@hajaandrianjaka53276 жыл бұрын
ary cuvee noire prestige iny a ! krkrkrkr
@nellythia25805 жыл бұрын
Mb magatak Lyrics raha mba mety eee
@nellythia25805 жыл бұрын
Misotra f tn tsra lotra
@arsenetsoa32154 жыл бұрын
Tiko
@hobynyainaharinjivaonintso15185 жыл бұрын
tiako loatra
@beranina92325 жыл бұрын
Vendra be trop le jeux d'acteur ohatrany manao théâtre ve ranga. LLLLLLLLLooooooLLLLLLLLL