No video

Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira]

  Рет қаралды 965,902

MaevaRalafi

MaevaRalafi

Күн бұрын

Ho fahatsiarovana an'i Dadah sy Fafah ary ny Tarika Mahaleo (1972-2019) Fa na dia tsy misy aza ny doria eto an-tany dia ho mandrakizay doria any an-danitra. Mandria am-piadanana leretsy. Misaotra betsaka tamin'ny ireo hira izay nampahery sy nitarika anay isan-andro.

Пікірлер: 75
@electroplus7805
@electroplus7805 Жыл бұрын
J'aurais adoré les voir encore vivant. Je suis Haitien, je ne comprends pas les paroles. Un jour, je suis tombé sur une de leurs chansons et depuis, je les écoute presque tous les jours. Qu'ils repose en paix🙏🙏
@hersandrianavony319
@hersandrianavony319 10 ай бұрын
Vivons pleinement aujourd’hui, comme si demain ne viendra pas Profitons de tout le bien qu’il y a, jusqu’à la dernière goutte Parce que les yeux se fermeront, les cœurs cesseront de battre Et là, on regretterait ce qu’on n’a pas vécu Mais ce ne sera pas nécessaire dans l’au-delà Refrain: Parce que le destin décide de tout Demain, il peut nous séparer, parce que personne n’est éternel Parce que le destin peut nous faire trébucher Demain ne sera pas forcément parfait, parce que personne n’est éternel Demain reste une question. Peut-être qu’on mourra. Profitons de ce qu’on aime tant que le soleil se soit encore levé Chaque jour qui se lève peut être le dernier, souviens-t-en Fais d’aujourd’hui un jour heureux et parfait
@chantaldupuis4002
@chantaldupuis4002 10 ай бұрын
Le tritre traduit en français: rien n'est eternel .
@tibousapito06
@tibousapito06 6 ай бұрын
Cette chanson est magnifique :)je baigne dedans depuis que je suis petite , j’ai eu la chance de les voir à plusieurs reprises et c’était enchanteur à chaque fois 😊🥰
@mariepovreau9334
@mariepovreau9334 11 күн бұрын
Merci haïtien. Parole très profond. Vous allez aimer plus si vous le comprenez la parole.
@AliZ-ZA
@AliZ-ZA 2 жыл бұрын
Bonjour, j'écris ce commentaire pour vous remercier de cette musique magnifique, mon frère m'a demander il y a une semaine de jouer cette musique a son enterrement et je viens d'apprendre que mon frère s'es suicidé il y a une demie heure donc je vous remercie énormément pour le message qu'aporte cette chanson, merci , merci et merci encore . Meme si maintenant, je n'ai plus de famille je resterai debout. J'arrête de raconter ma vie ici 😅 je voulais juste dire merci
@rakotomalalamichaelstevenp8392
@rakotomalalamichaelstevenp8392 2 жыл бұрын
Mes condoléances pour ton frère et bon courage à toi...
@lucieravololona1865
@lucieravololona1865 Жыл бұрын
😭mba mangidy koa raha mangidy marina mafy e 😭
@lucieravololona1865
@lucieravololona1865 Жыл бұрын
Ndrayyy mahereza rahavako 😭andalovana eto @n'ity lohasahandranomaso ity avokoa ny fahoriana rehetra e!😓🥺😰
@vloggasy
@vloggasy Жыл бұрын
courage. les mots me manquent pour vous apporter un semblant de soutien. je n'imagine pas la douleur de ce vous traversez. courage.
@chantaldupuis4002
@chantaldupuis4002 10 ай бұрын
Mafy izany , ary tena mafy fa mahereza
@gerardrafanomezantsoa865
@gerardrafanomezantsoa865 2 ай бұрын
Merci j adore en plus Fafah était proche de moi
@herizoandriani6749
@herizoandriani6749 3 жыл бұрын
Savourer chaque petit instant comme si c’était le dernier ❤️
@AndoNiainaRakotoarison-px7oq
@AndoNiainaRakotoarison-px7oq 2 ай бұрын
Rehefa mandinika ny fiainan ny zanak olombelona dia tsy misy ny Doria tokoa fa olonkandalo avokoa isika no eto..😢😢
@sylvialefebvre1482
@sylvialefebvre1482 2 жыл бұрын
Ça me fais plaisir, mais aussi beaucoup de tristesses de penser que des membres de mahaleo n'est plus là, je vous aime gros bisous
@AndriamihajaRakotondrazanaka
@AndriamihajaRakotondrazanaka Жыл бұрын
Tsy misy tokoa ny doria!! Mandria ampihadanana ianareo 2 lahy!
@ramiliarisonrinah6084
@ramiliarisonrinah6084 3 жыл бұрын
Tsy misy tokoa ny doria ka asakasak'ireo tsy hifankatia!Ando Nandrianina.
@andriamampiononavaly7212
@andriamampiononavaly7212 2 жыл бұрын
Mandria ampihadanana ianareo mirahalahy. Isaorana ny soa sy kanto nampetrakareo.
@fanjaly1239
@fanjaly1239 4 жыл бұрын
Tsy hanadino anareo e! ry izy mirahalahy!!! aza manahy fa ny maminareo mbola gohanay eto ihany!! izany an! tsy maty ianareo fa mbola matory aminay! Mandria am-piadanana ary e!
@manatsoamanatsoa7875
@manatsoamanatsoa7875 4 жыл бұрын
Nahafehy tsara n'y tononkira ny tantaran izy roalahy bon zay le fiainana fandalovana no ety rip nareo roalahy
@jeanwilsonandrianiaina8197
@jeanwilsonandrianiaina8197 Жыл бұрын
ndrii, tiako ny feony, tiako ny kantony tiako ilay fifankatiavan'izy roa lahy . RIP mahatonga saina be ilay hira
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 4 жыл бұрын
Ndry tsimaty ato amponay mpankafy feho manga anareo roa miralahy 😢😢😢💖💘💖😢😢!
@leontinegiseleranarijaona8690
@leontinegiseleranarijaona8690 2 жыл бұрын
Mahafinaritra ny mihaino azy,hafa ihany ny légende 🌹🌹🌹🌹🌹🌹♥️
@user-hn7ev6vn3f
@user-hn7ev6vn3f Жыл бұрын
2023 mbola ts mety leo an’ty hira ty 😢😢❤
@verohanitraarimanana8577
@verohanitraarimanana8577 2 жыл бұрын
Tsy misy ny doria marina , mahantonga saina 😢
@rianaraj
@rianaraj 4 ай бұрын
Hafa ihany ity hira ity ❤️❤️❤️❤️
@ntsoaandrianinaramanitrivo4399
@ntsoaandrianinaramanitrivo4399 2 жыл бұрын
Reste in peace🥺
@sylvoalias
@sylvoalias 3 жыл бұрын
Izany tokoa ry izy roalahy....TSY MISY NY DORIA.... fandalovana ny eto ka izany no tsy anaovan-dratsy. Misaotra anreo mitsam...Mandria ampiadanana e..
@kotobab6275
@kotobab6275 3 жыл бұрын
2021 mbola ato eeeee
@michelvaleriorahalison8156
@michelvaleriorahalison8156 2 жыл бұрын
tsy misy ny doria , manaova ny soa sy ny tsara foana ra mbola velonaina
@rakotomalaina1
@rakotomalaina1 2 жыл бұрын
Ndry! Misaotra betsaka Dadah sy Fafah fa tena tsara! Nanefy ny fahazazako , fahatanorako eny hatramin’izao ny Tarika Mahaleo
@herijaonafrancois3280
@herijaonafrancois3280 Жыл бұрын
TSY MISY NY DORIA ...
@chantaldupuis4002
@chantaldupuis4002 10 ай бұрын
Misaotra betsaka anao mizara
@luckyandriamanantena5857
@luckyandriamanantena5857 3 жыл бұрын
still here to listen to this song
@dadjcs2133
@dadjcs2133 4 жыл бұрын
mandria am-piadanana nareo. tena zareo mints no nanao an'le hira ka zareo zany efa tsy nifankafohy e.... ny doria no tsy misy, fa reo zay vitanareo kosa dia hatramin'ny taranaka amam-para dia haheno sy hafantatra zay vitanareo, indrindra reo anatra natao an-kira
@andrianjafinorotanjona4288
@andrianjafinorotanjona4288 2 ай бұрын
Merci ❤❤❤❤❤
@ulyssetadahy5570
@ulyssetadahy5570 6 ай бұрын
Tsy misy ny doria
@rebeccaramahefason985
@rebeccaramahefason985 3 жыл бұрын
Tiako loatra , kanto loatra. Tononkira mampieritreritra sy mandona fo. Araraoty ny andro omena iainanao.
@minorandria6473
@minorandria6473 3 жыл бұрын
Tsy misy marina ny doria. Ity tany fandalovana ity no hamelao mamy raha mbola azo atao.
@NaomiSoanirina
@NaomiSoanirina 3 күн бұрын
aogostra 2024
@andrianasoloroimemy1749
@andrianasoloroimemy1749 3 жыл бұрын
Tsy maty am-po mandrakizay
@solohery4552
@solohery4552 4 жыл бұрын
legendes
@user-cx9yd2xv5p
@user-cx9yd2xv5p 10 ай бұрын
Tsy misy ny doria e ❤❤❤
@gerardrafanomezantsoa865
@gerardrafanomezantsoa865 2 ай бұрын
C est des bon
@66HOLI
@66HOLI 2 жыл бұрын
Tena marina tanteraka ny tononkira, profitez à chaque instant de la Vie. Mi résumé mihintsy ny tantara n'izy 2 lahy. Tsy misy ny doria.
@rabemanantsoatahiry5007
@rabemanantsoatahiry5007 3 жыл бұрын
tena marina!.... atao izay tsara indrindra anio!
@user-po2ju8si7v
@user-po2ju8si7v 5 ай бұрын
❤❤
@ulyssechristopheotonia7552
@ulyssechristopheotonia7552 Жыл бұрын
Mahatsiaro ny fahatsiarovana
@gerardrafanomezantsoa865
@gerardrafanomezantsoa865 2 ай бұрын
En faite ils disent on est immortel 😢
@rakotomalalamiora5718
@rakotomalalamiora5718 2 жыл бұрын
kanto ilay hira.
@stephanierasoanaivo7677
@stephanierasoanaivo7677 10 ай бұрын
mampieritreritra ity hira ity
@alinaandria2893
@alinaandria2893 6 ай бұрын
2024 💔
@avotriainamadson916
@avotriainamadson916 3 ай бұрын
Tsara loatra
@jijiquent3959
@jijiquent3959 3 жыл бұрын
Mlay zalah a ✌️
@masterpiano8990
@masterpiano8990 2 жыл бұрын
We are not promised tomorrow
@finou1848
@finou1848 2 жыл бұрын
💗💗💗💗
@antonioxxx8348
@antonioxxx8348 Жыл бұрын
Marigna loatra Zay
@zohasifly
@zohasifly 2 жыл бұрын
lakalaka ny fiainana
@hantatsalamaniaina6968
@hantatsalamaniaina6968 3 жыл бұрын
Dada a lasa ianao fa tsy ho faty ato ampoko
@gabrielleamd3966
@gabrielleamd3966 4 жыл бұрын
KING’S👑👑
@zozorakotoanosy1909
@zozorakotoanosy1909 4 жыл бұрын
Hafa kely e tena miady rima daholo ny hirany , ts ho hay adinoina
@minotmassol5445
@minotmassol5445 Жыл бұрын
epica
@dianarose1990
@dianarose1990 2 жыл бұрын
❤️❤️❤️🥺
@emmanuellili634
@emmanuellili634 2 жыл бұрын
😭😭😭😭💔💔💔
@nohavynants6490
@nohavynants6490 2 жыл бұрын
2022
@quessmichlutte.1713
@quessmichlutte.1713 3 жыл бұрын
Fafah sy Dadah no tiako ambara teo aloha hoe very mpanakanto fa ovain'ilay logiciel n'y teny soratana
@mampitaiorenana919
@mampitaiorenana919 3 жыл бұрын
💔😭😢😥😓🎶
@harotianatianarazafimbelo6605
@harotianatianarazafimbelo6605 2 жыл бұрын
carpe diem
@suzetter573
@suzetter573 2 жыл бұрын
, Un aaaaaa
@taxtojo6950
@taxtojo6950 Жыл бұрын
merci ranga. mlay e
@brunorakotonirina720
@brunorakotonirina720 4 ай бұрын
😢😢
@dinanandrianinaRakotoarimanana
@dinanandrianinaRakotoarimanana 2 жыл бұрын
❤❤❤❤
黑天使遇到什么了?#short #angel #clown
00:34
Super Beauty team
Рет қаралды 44 МЛН
Challenge matching picture with Alfredo Larin family! 😁
00:21
BigSchool
Рет қаралды 41 МЛН
Fortunately, Ultraman protects me  #shorts #ultraman #ultramantiga #liveaction
00:10
黑天使遇到什么了?#short #angel #clown
00:34
Super Beauty team
Рет қаралды 44 МЛН