TSY MISY TOA ANAO / Mage 4

  Рет қаралды 1,203,922

tojo andriaharinandrasana

tojo andriaharinandrasana

7 жыл бұрын

Real: Tojo & Billy

Пікірлер: 146
@user-bs8dn3kr5h
@user-bs8dn3kr5h 10 ай бұрын
merci beaucoup Mage 4 , tena hoe tsara e tsy misy kianina tsony fa tonga de babo avy hatrany bravo!,
@ralosoalucien6024
@ralosoalucien6024 7 жыл бұрын
henjana nareo rangah , Chapeau e!!
@christianeranoarisoa2990
@christianeranoarisoa2990 5 жыл бұрын
Merci asio fona makafy zay aty lavitra be aty , tiko be le feo mikikika keli tohizo tsara an!!😍
@maheryfy522
@maheryfy522 7 жыл бұрын
country navadika rock. ça va be izy izany.. j'adore eh
@razanakotoleonid4645
@razanakotoleonid4645 6 жыл бұрын
Lasa tsara et j'irai chapeau j'en aaaa
@clarahoarau7958
@clarahoarau7958 2 жыл бұрын
Fa tsisy toa anao tsy misy toa anao Tsy misy toa anao fa ianao irery❤️❤️
@bertrandandrianaivo2849
@bertrandandrianaivo2849 6 жыл бұрын
Chapeau e,tena tsara nanaovanareo azy..😊
@muriellerasoanirina807
@muriellerasoanirina807 7 жыл бұрын
Ny ahy le Mage4 mintsy no tiako e!!!! mankasitraka.....mahay lisany an!!!!!
@Ra-gypsy-angelo
@Ra-gypsy-angelo 7 жыл бұрын
Henjana ilay solo guitar e ! Chapeau !
@ateroakaiky6168
@ateroakaiky6168 6 жыл бұрын
the best rendition
@absadatecelestinenazah6575
@absadatecelestinenazah6575 7 жыл бұрын
tena grave be mintsy nanaovany Mage4 le hira sy ireo mpitendry azy makasitraka re
@anatiana1408
@anatiana1408 4 жыл бұрын
Absadate Celestine NAZAH MISAOTRA,MAGE4 AMLEHIRAFAMAFI ARITRABE DlI
@user-kb4nw9yd5q
@user-kb4nw9yd5q 3 ай бұрын
Ny andro iray tsy maha eto anao; Mahatonga ahy hihira Fa iza moa no hoe toa anao Raha mbola olon-tiana Ny tantaram-piainako samy irery Sy ny vavam-bahoaka tsy miery Fa dia indro ianao ry Tiana Tena tsapako ny fonao Tsy misy toa anao tsy misy toa anao Tsy misy toa anao fa ianao ianao irery Tsy misy toa anao raha mbola fitia ê! Fa zovy n’izan’iza tsy mahavita ê! Tsy mahavita toy nyn ataonao Ny foko rehefa nahazo anao Tsy mila olon-kafa Ny rehetrarehetra izay nataonao Am-poko tsy voafafa Fa mba zovy no mahavita toy ireny Tsy holazaiko fa aoka ho ahy samy irery Iza moa no hantenaiko Amin’izay rehetra mitia?
@iriananattiewilsonralay6110
@iriananattiewilsonralay6110 6 жыл бұрын
Tsy chapeau intsony fa ny voloko mihitsy!!! Milay loatraaaa 💟💟💟
@axgrunmcee1462
@axgrunmcee1462 7 жыл бұрын
tiko lotr eh.........merci anlisan
@mandresytahiry
@mandresytahiry 4 жыл бұрын
mankasitraka lalandava ny mpanakanto mampita ny fitiavanay , misaotra an'i OM GUI
@lantoaly823
@lantoaly823 6 жыл бұрын
Tsy misy toa Anao , Milay e 👌😇😇😇
@kintanarandria9241
@kintanarandria9241 6 жыл бұрын
Tsara be ilay nanaovany Ken azy 👍👍👍
@justinnavarazafinavalona4301
@justinnavarazafinavalona4301 6 жыл бұрын
mlay mage4 e!!! tsara le ny nanaovandry zalah an le hira
@jessijean2823
@jessijean2823 7 жыл бұрын
waohhhh mlei be ranga à !!mlai lisanii eee
@andrianjohanynancyursula5296
@andrianjohanynancyursula5296 5 жыл бұрын
Tsarrra be mihintsy tena tsara, mandona fo tsara
@celinebraud6113
@celinebraud6113 6 жыл бұрын
Milay elah raha Thierry tsia iza fa raha Jules Charles
@arvelrak9811
@arvelrak9811 7 жыл бұрын
tsaaaaraaaaa !!! mahay nareo e!!!
@francisavisse691
@francisavisse691 4 жыл бұрын
BRAVO SUPER MUSIQUE VIVE MAGE 4
@mahefaratsimbazafy9265
@mahefaratsimbazafy9265 7 жыл бұрын
merci mage 4 , tsara be
@ikalapetalove9717
@ikalapetalove9717 7 жыл бұрын
naika tsy fantako le hira.... tsara e!
@bonhera
@bonhera 5 жыл бұрын
RIP Omguy! Milay ny nanaovanareo ilay cover e!
@francoisrazafimahatratra3353
@francoisrazafimahatratra3353 7 жыл бұрын
zan ten artiste kifeko indrindr , mlay nareo e
@alisoaandrianina601
@alisoaandrianina601 6 жыл бұрын
Aoka fotsiny. Chapeau e
@jaotianastelanie5983
@jaotianastelanie5983 7 жыл бұрын
milay e makasitraka tiko be 😘👍👏👏
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 7 жыл бұрын
Wooooww...
@maheryfy522
@maheryfy522 7 жыл бұрын
atolotro anao io raha tena tianao :)
@zalihatasaid438
@zalihatasaid438 7 жыл бұрын
Lay Ti ako
@andriamarolantoharivelo3854
@andriamarolantoharivelo3854 7 жыл бұрын
Mahay elisany ry Mage 4 a! lasa tiako ilay hira vao nohirain'ialisany....
@mihajamikanto5305
@mihajamikanto5305 7 жыл бұрын
Tsara loatra marina e!! Msaotra ry reto a!
@arlette1432
@arlette1432 7 жыл бұрын
tena tsr be mits an! le hira ko efa tiako rahateo, maika mo fa nataonareo le izy, aoka ftsn ;)
@hezekiaharimino48
@hezekiaharimino48 6 жыл бұрын
BIG UP Mage 4...trop le nanaovanareo azy...vraiement Super fan
@nainabel
@nainabel 7 жыл бұрын
mivoaka d'or suur zalaaaaa
@mandresytahiry
@mandresytahiry 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka anareo fa tena tafita ny hatary ny fitiavana .
@tahianarandrianomanana9909
@tahianarandrianomanana9909 15 күн бұрын
Dommage lesy Ken !!! nefa dia tena tsara lesy lisany miaraka
@ratovoandrisoatahinaharila4739
@ratovoandrisoatahinaharila4739 7 жыл бұрын
Msotra lesy tojo aaaaaa!!
@haryravelojaona1329
@haryravelojaona1329 6 жыл бұрын
Tena tsara atsiarovako ilay vadiko efa nody mandry ity hira ity
@ZIZI9939
@ZIZI9939 5 жыл бұрын
Je valide
@razanadrakotoarisoatiavina4850
@razanadrakotoarisoatiavina4850 5 жыл бұрын
Tsara be mitsy ilay Ny Ainga avadika Mage 4, toy izany koa ilay "Ankiniko". Mankasitraka e
@lovaarilantoainaarahinjaka1646
@lovaarilantoainaarahinjaka1646 5 жыл бұрын
Tiko be ❤❤❤😓😓Om Gui
@martinamartina5281
@martinamartina5281 6 жыл бұрын
😭😭😭😭 Tsisy toa anao ry Zoky Malala
@amycolas7053
@amycolas7053 6 жыл бұрын
Tegna tchara💓
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 5 жыл бұрын
mankasitraky indrindra Tompoko. MAGE 4, fa tena voray hafatra ankira e!
@sandrak1599
@sandrak1599 6 жыл бұрын
yeahhhhhhh j adoooooooore
@volaniangavola7566
@volaniangavola7566 7 жыл бұрын
ts misy toa nao tsar eee 💖💓
@rakotojaonahajanirina4786
@rakotojaonahajanirina4786 7 жыл бұрын
mlai b rzala fa toizo a! suuuuuur
@vonyman9979
@vonyman9979 2 жыл бұрын
Mankastrk e😘
@tsongympankafynyainga6097
@tsongympankafynyainga6097 7 жыл бұрын
tikoooo b merci hafa fona ny ngezan Madagascar
@francisavisse691
@francisavisse691 3 жыл бұрын
BRAVO MES POTES
@phanoelineralimariasoanjan4266
@phanoelineralimariasoanjan4266 5 жыл бұрын
milay le izy fa tohizo fona
@andryrainihanja6165
@andryrainihanja6165 7 жыл бұрын
Bravo mage 4
@rakotonirinaandriniaina538
@rakotonirinaandriniaina538 6 жыл бұрын
Fa tsisy toa anao raha mbola fitia e...
@harijaonarazafy4953
@harijaonarazafy4953 7 жыл бұрын
Tena tsara eeeee!
@baomanga7065
@baomanga7065 6 жыл бұрын
Tsara loatra 😍😍
@francisavisse691
@francisavisse691 3 жыл бұрын
bravo les braves
@murlierandria1443
@murlierandria1443 4 жыл бұрын
Tiko lotra🥰
@tolotratoulch2505
@tolotratoulch2505 7 жыл бұрын
fa zovy n'iza n'iza tsy mahavita ny ataonao!!!
@francisavisse691
@francisavisse691 3 жыл бұрын
chansson indemodable bravo
@fideranaandrianirina5579
@fideranaandrianirina5579 2 жыл бұрын
Top top
@tinsamy
@tinsamy Жыл бұрын
Signature mage 4 ❤❤❤
@fanevaraharivelo1234
@fanevaraharivelo1234 4 жыл бұрын
Milay e,misaotra anareo !
@randriamalalajosephmichael3336
@randriamalalajosephmichael3336 6 жыл бұрын
tsy misy toa anao aki malalako ah
@andrinirinafranciscofanome9896
@andrinirinafranciscofanome9896 7 жыл бұрын
tena tsara indray @ endriny hafa a!
@herinjakarasolomalala4491
@herinjakarasolomalala4491 7 жыл бұрын
ahhhhhh!!!!!! mlay ehhhhh!!!!
@mrboy6097
@mrboy6097 7 жыл бұрын
reveko oh!!!!
@tahinarakoto5611
@tahinarakoto5611 6 жыл бұрын
Tena tsara b
@eliechristianewendling2687
@eliechristianewendling2687 5 жыл бұрын
Tsara be daholo ny hirany tarika MAGE 4.
@francisavisse691
@francisavisse691 4 жыл бұрын
SUPER MELODY BIEN TRES BIEN
@francisavisse691
@francisavisse691 4 жыл бұрын
SUPER MUSIQUE
@JimmyRolandoRAJOELINARIVO
@JimmyRolandoRAJOELINARIVO 7 жыл бұрын
sur rzala ! sava B
@ryntmanijah4739
@ryntmanijah4739 6 жыл бұрын
mlay eu!! peace
@dinotrakotoarimalala386
@dinotrakotoarimalala386 7 жыл бұрын
Mlay lotra les Ken sy ny groupe Mage 4 ah!! (y)
@charlynyoung7827
@charlynyoung7827 6 жыл бұрын
Eh atsiatovako an Vadiko marina e! any lavitra any eh!
@user-bt8hc1jn8x
@user-bt8hc1jn8x 9 ай бұрын
Milay eee
@barivolajedidia8137
@barivolajedidia8137 7 жыл бұрын
tena tsara be, vao naheno anio za dia efa nitad kay zao tonga leiz, mankasitraka be e, na ny original na ny taloha tiako daholo
@rambelojaonafytia4682
@rambelojaonafytia4682 7 жыл бұрын
tsara kousa eh!
@hasinasherco7764
@hasinasherco7764 3 жыл бұрын
Bonjovi
@andryrandrianarimanana5998
@andryrandrianarimanana5998 7 жыл бұрын
ao tsara e mankasitraka,tsisy toa anao marna e
@herzillaaina5417
@herzillaaina5417 7 жыл бұрын
m'lay rangah
@sandievish1686
@sandievish1686 6 жыл бұрын
Reveko oooooo
@rakotondrabealainrichard8860
@rakotondrabealainrichard8860 7 жыл бұрын
ca va be e! hafa iany refa misy fofona rock ny vazo! lasa tsara waz
@toniomacyatkeng9575
@toniomacyatkeng9575 7 жыл бұрын
vita tsara e, trop be, kifeko
@tahirymanampisoa2802
@tahirymanampisoa2802 7 жыл бұрын
mlay lesy a! tena tsara e!
@fetrarandriamiranto3705
@fetrarandriamiranto3705 7 жыл бұрын
respect !!!
@ramahefanimanananarindra4500
@ramahefanimanananarindra4500 6 жыл бұрын
Tiako tiako tiako
@tahiryalfred462
@tahiryalfred462 7 жыл бұрын
milay zany vazo zany a, misaotra e, milay tsika gasy ed
@bostyuan5064
@bostyuan5064 6 жыл бұрын
tsara le hira fa le Clip tsy de afaka
@nyh.gabriel
@nyh.gabriel Жыл бұрын
Misaotra, tena tsara be ny nanaovanareo azy ry Mage4, faly be izay ilay Zokinay mahare an'izany!!
@josuelova
@josuelova 7 жыл бұрын
tena tsara e
@virginietia4695
@virginietia4695 4 жыл бұрын
Malaelo any Mama zany 😭😭😭
@kevinmamelasoa2563
@kevinmamelasoa2563 3 жыл бұрын
Tena tiako loatra io hira io
@rakotoarisontsarafarafanir8668
@rakotoarisontsarafarafanir8668 7 жыл бұрын
tsara lotr e!
@ZIZI9939
@ZIZI9939 5 жыл бұрын
Tsara be
@rabisaonaandriatiana4499
@rabisaonaandriatiana4499 7 жыл бұрын
Tsy misy toa anao ...
@faniryrakotoniaina140
@faniryrakotoniaina140 7 жыл бұрын
tiakoooo
@francisavisse691
@francisavisse691 4 жыл бұрын
BRAVO MAGE 4
@sahazaarsene3484
@sahazaarsene3484 19 күн бұрын
Milay e
@rakotonirinaandriniaina538
@rakotonirinaandriniaina538 5 жыл бұрын
Tena Tsy misy e...
@zenaarisoa9162
@zenaarisoa9162 6 жыл бұрын
Tsara kosa
Mage 4 - Aza Hitserana
5:46
Mage4VEVO
Рет қаралды 2,3 МЛН
MAGE4 LIVE  SESSION
49:54
kal'tao Malagasy
Рет қаралды 100 М.
How Many Balloons Does It Take To Fly?
00:18
MrBeast
Рет қаралды 199 МЛН
FEON'ALA : Les meilleurs musiques de Feon'ala
48:22
HIRA TIAKO
Рет қаралды 61 М.
ANKINIKO
5:35
tojo andriaharinandrasana
Рет қаралды 7 М.
"Izay ratranao dia feriko" Dama et Erick Manana en Suisse
7:24
Rachid Victor
Рет қаралды 414 М.
Mage 4 feat Monique Njava - Mausolée (Live Tuléar)
6:23
IVENCO COMPANY
Рет қаралды 129 М.
Tsy Misy toa anao - Tovo j'Hay ✅
3:28
Nudacy Records
Рет қаралды 25 М.
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church
5:13
cevam network
Рет қаралды 3,4 МЛН
miverena aty antsihanaka TANTELY
5:53
randralyy
Рет қаралды 291 М.
Ambondrona-Hatramin'zao
5:42
bengamix
Рет қаралды 755 М.
Medley Tovo J'Hay
6:09
Billtlock Gasy
Рет қаралды 1,3 МЛН
Kenjebek Nurdolday & Baller - sokpe#сокпе#сөкпе
3:10
Kenjebek Nurdolday
Рет қаралды 145 М.
Duman - мен болмасам кім? (Mood Video)
2:35
Duman Marat
Рет қаралды 167 М.
Serik Ibragimov ft IL'HAN - Жарығым (official video) 2024
3:08
Serik Ibragimov
Рет қаралды 175 М.
Әбдіжаппар Әлқожа - Ұмыт деме
3:58
Әбдіжаппар Әлқожа
Рет қаралды 1,1 МЛН
akimmmich (feat. Turar) - UMYTTYŃ BA?| official lyric video
2:54
Stray Kids "Chk Chk Boom" M/V
3:26
JYP Entertainment
Рет қаралды 64 МЛН
BYTANAT - ҚЫЗҒАЛДАҒЫМ
2:24
BYTANAT
Рет қаралды 158 М.