Рет қаралды 28
CEDAR - ivotoerana fiofanana sy fifampizarana
Voly voatabia tsy mampiasa afatsy akora natoraly zato isan-jato no entin'ny CEDAR Vohitsoa Mahitsy eto. 120kg ny vokatra azo tamin'ny tanimboly 35 m2.