Пікірлер
@SalomeNanchy
@SalomeNanchy Күн бұрын
Ny teninanao Tompo no andrasako, ampangina ny tafiotra😭😭😭
@NatachaRazananaivo
@NatachaRazananaivo 14 күн бұрын
Tsara ny mivavaka sy mino any tompo na dia mandalo fotoana sarotra ianao gloire au tout puissant
@fanojonathan9899
@fanojonathan9899 18 күн бұрын
😢😢😢😢❤❤❤❤
@NomenjanaharyHajasoa
@NomenjanaharyHajasoa 20 күн бұрын
❤❤❤😂😂
@GgFamilly-yj2ox
@GgFamilly-yj2ox 23 күн бұрын
Zay
@sinalalakofelandroy389
@sinalalakofelandroy389 25 күн бұрын
Misaotra Jesoa❤.
@norbertine3688
@norbertine3688 2 ай бұрын
❤❤misaotra idridra mapahery
@andriarimalalaanitriniaina8787
@andriarimalalaanitriniaina8787 2 ай бұрын
Hisaoarako lehibe Jesosy ❤ Nisy fotôna tena hitako oe Natokana ho Ahy io hira io 😊Amizao za faly be satry Jesosy Nandidy ny orana sy ny tafiotra Nanodidina ka Nitsahatra ,..❤tiko be io hira io 😊😊😊Misaotra jesosy Nanohana Ahy .
@rakotovaomialitianamamy9100
@rakotovaomialitianamamy9100 2 ай бұрын
Tiako be ity hira ity ❤❤❤
@RondroRandriamanantena
@RondroRandriamanantena 3 ай бұрын
AMEN 🙏🙏 Mino sy Mahatoky Anao aho Andriamanitra ô!! Tsy Miova Omaly sy Anio ary ho Mandrakizay Ianao. AMEN 🙏🙏🙏
@user-xr4yu6hn4h
@user-xr4yu6hn4h 3 ай бұрын
mila izany sandrinao aho hanohana ahy JESOA malala o!
@cloclorasolonjatovo
@cloclorasolonjatovo 3 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤❤❤
@andryrasoanaivo755
@andryrasoanaivo755 4 ай бұрын
Manetsi-po tokoa ilay hira, fa mafy loatra lay varatra hampihaingoana azy.
@NdrinaRANAIVOSON-if8or
@NdrinaRANAIVOSON-if8or 6 ай бұрын
Amen!...Dieu est si bon..❤
@user-xb4mh6ni8n
@user-xb4mh6ni8n 7 ай бұрын
Misaotra fa tena mampahery le hira
@myahdanaandria6501
@myahdanaandria6501 7 ай бұрын
Miady irery aho, Ka mila ny sandrinao hanohana ahy JEsosy Malala ô
@hajaniainaandrianavalona8108
@hajaniainaandrianavalona8108 7 ай бұрын
Merci, tiako be lay hira. Fa iriako raha mba analana kely lay feon'ny kotroka sy varatra fa mafy loatra dia tsy afaka henoina mafy lay Hira. Ho tahin'ny Tompo daholo.
@linasamuel09
@linasamuel09 7 ай бұрын
Dieu est grand .. Alléluia ❤️‍🔥
@moonwave1018
@moonwave1018 7 ай бұрын
Misafotofoto mafy loatra jesosy ô ! ‘Zany onjam-pianana entiko Te hanimba ahy e! Te handredrika ahy Tsy misy fitsaharana izy ity isan'andro Tsy haiko ho tanterina fa tena tsy zaka e! Ô Jesosy mila anao anie aho e ! Hampitsahatra azy Manenjika ahy toa handredrika ahy Ny ahavon'ny onja entiny Ny rivotra mahery toa tsy tohatro Sakanonao re REF : Ô ampangino Jesosy o! Ô hatsaharo e! Ô hatsaharo teneno mafy izy io Tsy handredrika ahy Fa mahery loatra ka tsy voatohatro Miady irery aho, miady irery aho Koa mila izany sandrinao aho Hanohana ahy Jesosy malala o! 'Lay sambokeliko efa ho mila ho vaky Voavelin'ny onja, mahery mahafaty Tafiditriny rano e! Idiran'angano Tsy misy mahita aho, tsy misy mijery Faingana hamonjy ahy F'izao miady irery Ô Jesosy mila anao anie aho hampitsahatra azy Tolory tanana aho fa miandry anao Ny teninao Tompo ô no andrasako Hoe : mangina, mitsahara e! Dia vita ny adiko Ref:
@user-ic1gr4sw3x
@user-ic1gr4sw3x 8 ай бұрын
tena tsara ilay hira, manome fahakiviana sy fankaherezana be
@narcisseakbaraly4946
@narcisseakbaraly4946 9 ай бұрын
♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️
@faniryrabehasy7000
@faniryrabehasy7000 9 ай бұрын
Misaotra Pasitera a
@modelinebilotta8009
@modelinebilotta8009 9 ай бұрын
Whaou...! Très beau chant !!! ❤❤❤
@fytiathomas5618
@fytiathomas5618 10 ай бұрын
😢😢😢😢
@lauramarsan3218
@lauramarsan3218 11 ай бұрын
Andriamanitra ray mahefa ny zavatra rehetra , misaotra anao miady ho an'ny mpanomponao Ampitsaharo ny olana ,ny aretina ,ny tomany ,ny ady hatrehany tsirayray Tohano mafy zahay jesosy ❤
@rasoamampianinarondroharil1053
@rasoamampianinarondroharil1053 Жыл бұрын
Mankasitraka e!
@bozkel007
@bozkel007 Жыл бұрын
Osée 2.18 je les ferai reposer en sécurité Oui Dieu donne la paix à son peuple! Le passage de notre texte nous parle d'une "alliance avec les bêtes des champs, les oiseaux du ciel et les reptiles de la terre." C'est la paix au milieu des ennemis terrestres, des épreuves mystérieuses, comme des petites contrariétés, choses qui peuvent mais ne doivent pas troubler notre repos. l'Eternel veut détruire tout ce qui menace son peuple. "Il brisera dans le pays l'arc, l'épée et la guerre." C'est la paix assurée, puisque les éléments propres à la troubler auront été anéantis. Cette paix sera suivie de repos. "Il donne le repos à celui qu'il aime." Constamment soutenu par le secours divin, le croyant peut demeurer dans une calme assurance. Ce repos sera accompagné de sécurité. Une chose est de se reposer; une autre de se reposer en sécurité. Nous voici introduits dans le pays de la promesse, dans la maison du Père, dans la chambre de famille, et jusque sur le sein même de Christ. Là seulement nous pouvons "reposer en sécurité". Et dans cette position tranquille nous sommes à l'abri de la fatigue que causent le mouvement et l'agitation. "Il nous fait reposer dans de verts pâturages et nous conduit auprès des eaux paisibles." C'est là que le Consolateur veut amener toute âme qui s'abandonnera à lui.
@aimeerasoarinoro761
@aimeerasoarinoro761 Жыл бұрын
Mampalahelo bé .nefa manome courage iany koa hiroso hatrany n'a anaty fotaka mandrevo aza
@jhonnytiavinarandriamirado5273
@jhonnytiavinarandriamirado5273 Жыл бұрын
🥰 MANKASITRAKA
@nyavositrakarakotomalala1974
@nyavositrakarakotomalala1974 Жыл бұрын
Misafotofoto mafy lotra Jesosy ô Izany onjampiainana entiko Te hanimba ahy, te handrendrika ahy Tsy misy fitsarahana izy ity isanandro Tsy aiko ho tanterina fa tena tsy zaka e O Jesosy mila anao anie aho e Hampitsahatra azy Manenjika ahy, toa handrendrika ahy Ny hahavony ny onja entiny, ny rivotra mahery toa tsy ho tohatro Sakanonao re O hampangino Jesosy o O hatsaharo e, O hatsaharo, teneno mafy izy io tsy handrendrika ahy e Fa mahery loatra ka tsy voatohatro, miady irery aho e Miady irery aho Koa mila izany sandrinao aho hanohana ahy Jesosy malala ô Lay sambokeliko efa mila ho vaky Voavelin onja mahery mahafaty, tafiditry ny rano e Hidiranangano Tsy misy mahita aho, tsy misy mijery Faingana hamonjy ahy f’izaho miady irery O Jesosy mila anao anie aho e, hampitsahatra azy Tolory tanana aho fa miandry anao Ny teninao Tompo o no andrasako Hoe mangina mitsahara e, dia vita ny adiko
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 Жыл бұрын
😍😍😭😭💔💘💘💔💔🙏🙏🙏🙏
@user-eq7jd4jn4j
@user-eq7jd4jn4j Жыл бұрын
makasitraka eu
@user-vo6bl3rz6k
@user-vo6bl3rz6k Жыл бұрын
😢😢😢Mila izany sandrinao aho hanaovana ahy Jesosy Malala ô!
@celieelisarandriamalaza6680
@celieelisarandriamalaza6680 Жыл бұрын
❤❤❤
@sabine753
@sabine753 Жыл бұрын
Misaotra@ fampaherezana
@danielatatamoniaina9928
@danielatatamoniaina9928 Жыл бұрын
Misaotra ny mpihira fa mamelombelona ny fanahy reraka lay hira .
@lopuul8871
@lopuul8871 Жыл бұрын
dunia za ni unta....
@holyrandria3782
@holyrandria3782 Жыл бұрын
Mankasitraka fa tena mampanonga moral a chaque fois que je l'écoute toute les matin,des mon réveil 💖
@rizaalinrazanandratsara
@rizaalinrazanandratsara Жыл бұрын
Tsara no sady mampahery
@jororandrianotahiana7694
@jororandrianotahiana7694 Жыл бұрын
Hoy Jesosy: Mankanesa aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho hanome anareo fitsaharana (Matio 11:28) - Ary koa: ...... Dia nitsangana Izy, ka noteneniny mafy ny rivotra sy ny ranomasina, dia tonga tony tsara ny andro. Ary talanjona ny olona ka nanao hoe: Lehilahy manao ahoana re Io, fa ny rivotra sy ny ranomasina aza dia manaiky Azy! (Mat 8: 26-27). Tena tsara ilay hira, mankasitraka. Jesosy no efa niady ary mbola miady ho antsika.
@cyberboeny7122
@cyberboeny7122 Жыл бұрын
kanto loatra mampilatsaka ranomaso misaotra ny mpamorona
@josephrafalimanana6766
@josephrafalimanana6766 Жыл бұрын
God who rich in grace will reward ye
@joelitinaravaomiarantsoa2291
@joelitinaravaomiarantsoa2291 Жыл бұрын
Misaotra tompoko.
@lantoniainairene2739
@lantoniainairene2739 Жыл бұрын
Cancel
@nadiaarianah1967
@nadiaarianah1967 Жыл бұрын
Tiako loatra ity hira ity..misaotra jesosy o
@cathie3252
@cathie3252 Жыл бұрын
Tena tsara be.fiadanana hatrany eu.❤️
@yantia2520
@yantia2520 2 жыл бұрын
Amen
@voahangynirinarazaiarivony3542
@voahangynirinarazaiarivony3542 Жыл бұрын
Mankasitraka pasteur
@patriciaholy1153
@patriciaholy1153 2 жыл бұрын
Mankasitraka e!❤
@hasinaraharinantenaina3288
@hasinaraharinantenaina3288 2 жыл бұрын
😭😭hira ahatsiarovako an'i zoky.ato am-poko foana ianao
@cvbnfrty4929
@cvbnfrty4929 2 жыл бұрын
💟💟😭😭