Izaho tsy fan poopy na njila, fa izao 2024 zao izaho vao tena nihaino ity hira ity, tsara ny paroles, tsara ny arrangement, tsara ilay hira❤❤❤
@randrianandrasanacarol35056 күн бұрын
2024👊🏻🔥🔥🔥🔥🔥💥🔥🫵🏾
@sahondrarey-vignau20716 күн бұрын
Kanto loatra e!❤❤❤
@doseup48924 күн бұрын
Manja izany e
@OxyhumАй бұрын
Wow ❤
@LarrissaTsiorinirinaАй бұрын
kanto loatra eee❤❤❤
@tovoheryraveloson4827Ай бұрын
vahotra ny vava,mihaino ity vazo ity.
@tsantaravelomananaАй бұрын
Kanto loatra 😍
@biquetedelaruelleАй бұрын
😘😍😊
@ninjaxd1201Ай бұрын
Sad 😢❤
@Sophyra24Ай бұрын
Marahaba zandry
@MegaDrala2 ай бұрын
Ary misy endrika kay izy io fa ilay vehivavy sola mantsy sarotra be ny mahita ny hakantony.
@harisondorette53002 ай бұрын
mankasitraka
@DadaRabe72 ай бұрын
Tsara !
@nirinaramangasalama58682 ай бұрын
❤
@user-yk3uk8bx8d2 ай бұрын
Tsara loatra❤
@MalalaArintsoa2 ай бұрын
Mankafy hatramin'ny farany foana e😉
@ZoTahinaLucianoRAKOTOARIVELO2 ай бұрын
mankasitrana tompoko
@lorenzoheryhassane53162 ай бұрын
Well done guys, supper!
@TheTrustinlife2 ай бұрын
Merci fa tena Tsara ilay Medley e! Tonga dia Tena niverina 25 taona lasa. Mahatsiaro ny tanindrazana 🥹
@Vatsyni72 ай бұрын
😊
@vivianerakoto80933 ай бұрын
❤❤❤❤❤
@lantoniainaramarolahy32713 ай бұрын
Tena marina e!
@jocelynrandria11283 ай бұрын
Tiako B, Rip Lalie🙏🙏
@MiranaJ5013 ай бұрын
Repose en paix Lalie 😔
@marcjhonramananarivo66983 ай бұрын
😢
@marysue11463 ай бұрын
mandria am-piadanana Lalie. Ataovy manakoako any ho any ny feonao malefaka sy kanto. Ny aty ahatsiaro anao hatrany rehefa miventso ireo hira mamy navelanao. Ho hitanao any anie raha nisy fiadanana tsy hitanao tety.
@randriamalalarisonrijaniri57373 ай бұрын
Ato amponay foana, mankasitraka tamin'ny kanto napetrakao, repose en paix
@GerardMirado3 ай бұрын
Repose en paix Lalie , ta voix ne sera jamais oubliée
@jubinerico55113 ай бұрын
👏👏👏👏❤❤❤❤
@mahasoloandriamalala60343 ай бұрын
Rip lalie
@Miteny-ep9xz3 ай бұрын
😢😢😢😢Bon voyage Chère
@RabenjaLorie3 ай бұрын
RIP🥺
@nikkafitiaanjaniaina97693 ай бұрын
Repose en Paix Lalie 🕊 ❤😢😢
@elsarlh62993 ай бұрын
Ty hira ty no ao antsaiko raha vao hoe Lalie💔💔 Repose en paix 🖤🖤