Waoooouh j'adore ❤️👏. Iza lay mampiarampeo @Nantenaina @ity hita ty tsara kous eeee
@kamilxhaki5045 Жыл бұрын
Les tirailleurs sénégalais sont comparables à des esclaves…
@houmadinoudiye130 Жыл бұрын
🫶 merci ff ✍️💪
@rakotomananasolofoniainari9237 Жыл бұрын
Vazon'i Raboussa ahatsiarovako ny cousin ako,rahalahiko efa maty..
@zosettemarie1465 Жыл бұрын
Tiako loatra foek ai ary aila tadaviako azy ty ee misaotra betsaka fa tena mafinaritra ❤❤❤🙏🙏🙏🙏
@herychantal9535 Жыл бұрын
💔😥😥tiako loatra ka ts tantiko ranomasoko 💖 de mirary soa hoantsika Jiaby eh 🙏🙏🙏🙏
@valisoarn33362 жыл бұрын
Androany ah ry Joba vao mahasoratra ho an’dry Fa mbola taraiky aty an-tany lavitra aty. M’sora, dia somary lasalasa vinany Mahatsiaro anao ah dia ohatry ny maian an-tany Dia nihezaka ah ny tsy hisatimaka fa tsy mety voafetra Mampanembona ah...’zay itan’ny masoko rehetra rehetra Mahatadidy, lay vatanao misafosafo. ’lay tsikinao tsisy mpanana iny, vidiko lafo. Mahatsiaro anao ah dia otry ny avy n’ kafoM mifandipatra ny lelako tsy haiko ’azy kozy tononina Dia za mino, fa any volana any taona Ianao tsy alavitra intsony fa akaikiko eo foana foana fa androany enao lavitra nefa tsisy azoko atao de hirahira sisa no mety ambarako aminao Ra henonao ’ty dia sio fo m’tempo anakiray. Dia tadidio fa mahatsiaro ano ’zay ’lay koff boay.... Ref: tiany ho tsapanao ’lay teny kely teo. zay f’izy anie tena tia anao Te ho any aminao izy, Te ho any am’nao izy eh... Ndray andro any ah ry jôba ho tonga eny am’ tanana Dia haveriko ndray ’lay tsika roa mitambatra hafanana dia asinao sento milaza avy ty tsy mety ho lany ataoko tsapanao zany fitiavana zany ’Lay teny roa revenao koziko avy ato am-poko Amin’ lay fiakanjoko indraindray lazaina jiolahim-boto Ny manodidina matetika manakiana Tsy quoi zanyf a ny zavatra enjehina vao mainka ahazona fiany Mba handinihany, fa tsika roa tsy afaka miady Dia ny olana rehetra sedraina fa tsy hisaraka sahady F’ianao anah, dia za natokana ho an’dry... Roa sarotra sarahina fa fitia atakalo fitia fa androany enao lavitra nefa tsisy azoko atao de hirahira sisa no mety ambarako aminao Ra henonao ’ty dia sio fo m’tempo anakiray. Dia tadidio fa mahatsiaro ano ’zay ’lay koff boay.... Ref: tiany ho tsapanao ’lay teny kely teo. zay f’izy anie tena tia anao Te ho any aminao izy, Te ho any am’nao izy eh...
@men-in-Geo Жыл бұрын
Mafinaritra be ilay mahita tonokira fa mankasitraka anao♥️♥️ Juste raha azo modifien dia misy tsy ampy kely fotsiny eo @reto: " ilay tanako eo @vatanao misafosafo" "Fa any andro, dia any volana any taona" " Asinao sento milaza fitia tsy mety lany" "Fa isika iray tsy hafaka miady" " fa ianao ho anah, dia za natokana ho an'ndry, sarotra sarahina fa fitia atako fitia" " Androany enao alavitra nefa tsisy azoko, dia hirahira sisa no hita ambarako aminao " ❤❤❤
@aude56542 жыл бұрын
2022 mbola eto foana.😮💨
@sandrapierrette42952 жыл бұрын
❤❤
@S.Ratsimisetra2 жыл бұрын
Tsara ee .
@andrinirinarakoto48642 жыл бұрын
Tsara♥️
@tsirynyaina7632 жыл бұрын
Ouvertureko mintsy ty hira ty tsy ho adinoko mandrakizay merci fridom jah