PROUT SEXY 2012
2:18
11 жыл бұрын
Tompo ô! mangovitra ny vava
5:30
11 жыл бұрын
Groupe 5 X 5 - Tsara tsy lany
4:16
12 жыл бұрын
Groupe 5 x 5 - Ilay niserana
3:21
12 жыл бұрын
Groupe 5 X 5 - Fomban'olo
4:44
12 жыл бұрын
Groupe 5 x 5 - Tsy anjara
4:23
12 жыл бұрын
APAL .Ny famindrampon'Andriamanitra
4:37
Sensei Louis de Gonzague
0:33
13 жыл бұрын
ANTSON'I KRISTY -AZA KIVY.DAT
4:14
13 жыл бұрын
ANTSON ' I KRISTY -AIZA RE.DAT
4:43
13 жыл бұрын
ANTSON'I KRISTY-FANOMPONA.DAT
3:48
13 жыл бұрын
ANTSON' I KRISTY -ENDRIKENDRIKA.
4:31
Пікірлер
@mahandryvazonnylanitra5622
@mahandryvazonnylanitra5622 15 күн бұрын
Tampo k tafahoatra ny fitiavanao anay
@TilahyNathan
@TilahyNathan Ай бұрын
Qui est la 2024❤
@SezarJulio
@SezarJulio 3 ай бұрын
Ilay faha zazako
@kaelmcrypto
@kaelmcrypto 3 ай бұрын
tsaroako ity hira ity, T5 aho tamin'ny nampalaza azy
@VazahaMitenyGasy
@VazahaMitenyGasy 5 ай бұрын
Hira gasy tiako indrindra na 12 taona taty aoriana ary ❤❤
@noelinerandrianarison8538
@noelinerandrianarison8538 7 ай бұрын
Mamindra fo aminay Tompo.
@user-kr7zx2qg4k
@user-kr7zx2qg4k 8 ай бұрын
Courage Avec Jesus
@user-bp9lq6li7x
@user-bp9lq6li7x 8 ай бұрын
@user-bp9lq6li7x
@user-bp9lq6li7x 8 ай бұрын
Avy dia ny 10 sy 9 taona lasako no tsaroako, fony mpianatry Madecasse ❤ C'est vraiment nostalgique.
@ramarosonmbolatiana4926
@ramarosonmbolatiana4926 9 ай бұрын
Mamindra fo aminay Tompo 🙏🙏🙏😭
@Voara_Mahery
@Voara_Mahery 10 ай бұрын
Manja le vehivavy e!
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 10 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@BaKoly-eb1hk
@BaKoly-eb1hk 11 ай бұрын
Merci baeucoup
@andritianajeanjacquesrandr7275
@andritianajeanjacquesrandr7275 Жыл бұрын
Mbola zaza zah naheno an ty hira ty ! 2023 fa mbola tiako nahatsiarovako ny faha zazana
@karimosolo3467
@karimosolo3467 Жыл бұрын
@jeanrabodany
@jeanrabodany Жыл бұрын
Merci, Tompo ô, mamindra fo aminay !!!
@ranarivelololo5976
@ranarivelololo5976 Жыл бұрын
Mlay zan vazo zan
@user-ff2gm3th2v
@user-ff2gm3th2v Жыл бұрын
AMEN
@sehenomalalasoa5332
@sehenomalalasoa5332 Жыл бұрын
❤❤
@tsilavinasoha4203
@tsilavinasoha4203 Жыл бұрын
21/02/23 😢😢
@ramaherynorohanta137
@ramaherynorohanta137 Жыл бұрын
Maerez faon eh fa ts maints mahit tsik eh 🕍🙏
@jeanpascal7090
@jeanpascal7090 Жыл бұрын
Ny vola sy ny harena nao .. mandalo anie izany.. Marina dia marina tokoa🥲
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Жыл бұрын
Tsy ho kivy na maro my enjikenjika sy endrikendrika. Mangina fotsiny.Aza tomany. Mivavaha fa misy Mpampitony. Mahereza.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Жыл бұрын
Tsy kivy fa manana Sakaiza tsy mahafoy. Tano mafy n'y finoana n'y Mpiandry. Tsy ho diso fanantenana ianao .:-)
@arialapatricia3571
@arialapatricia3571 Жыл бұрын
Tompo ô mamindra fo aminay fa zandrinanao zahay
@arialapatricia3571
@arialapatricia3571 Жыл бұрын
Tompo ô mamindra fo aminay fa zandrinanao zahay
@miangalyfitia8223
@miangalyfitia8223 Жыл бұрын
10/27/2022🇲🇬
@mananjokurt719
@mananjokurt719 Жыл бұрын
Mandrià ampiadanana papa
@tokyolivie8161
@tokyolivie8161 Жыл бұрын
11 déjà sa chanson là,, je pas i crois!
@tokyolivie8161
@tokyolivie8161 Жыл бұрын
tsar feo lotra ndry,, sad manana trie molo
@jamillamaier1186
@jamillamaier1186 2 жыл бұрын
Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny FANJAKAN’NY LANITRA. Matio: 3, 2 Raha toa ka ianao efa nibebaka sady efa nandray i JESOA KRISTY tsara dia tokony tsy ampiasa sary tahaka io intsony haka-sary AZY ao antsaina fa avelao hianao Tarihiny FANAHY MASINA sady Ampianariny Teniny. Izay rehetra azonao avy AMINY dia tehirizo ao anatinao mba ho fantatrao ahoana no atao miara-miaina AMINY, fony mbola ety an-tany? Satria mivelona ao anatinao IZY, ka noho izany dia izay Sitrany rehetra tanteraka ao aminao, ka misy fotoana IZY dia miseho aminao, rehefa miseho aminao IZY dia tsy hampitaha AZY amin’olon-kafa intsony ianao fa IZY ilay tena IZY fantatrao sady mikambana aminao.
@harisoathereserakotoson3934
@harisoathereserakotoson3934 2 жыл бұрын
Tompo o! Mamindrà fo aminay fa zandrinao zahay🙏
@njarvandrian9464
@njarvandrian9464 2 жыл бұрын
ndriiiiiii,tikoooo
@floretteminosoa2297
@floretteminosoa2297 2 жыл бұрын
Ndrii. Nahatsiarovako ny hendrikendrika nanaovana ahy tam zavatra tsy nataoko
@nirinalisoaraharimahefa8789
@nirinalisoaraharimahefa8789 2 жыл бұрын
tsara! misaotra ô!
@nirinalisoaraharimahefa8789
@nirinalisoaraharimahefa8789 2 жыл бұрын
izay manendrikendrika mbola ho voaendrikendrika. tsy maintsy mitody ny atao. hoy ny tenin'ANDRIAMANITRA ao @ II Tesaloniana 1 : 6 " fa zavatra marina amin'ANDRIAMANITRA ny hamaly fahoriana izay mampahory anareo " AMEN! manàna FINOANA e! misaotra ô!
@fleuryrandiamampandry8952
@fleuryrandiamampandry8952 3 жыл бұрын
MISAOTRA TOMPO ô,mamindrà fo amiko
@OkamiOwOFF
@OkamiOwOFF 3 жыл бұрын
Ela tsy nahazo m18 perroquet à dit :
@laingoniainanirinanancyraz9413
@laingoniainanirinanancyraz9413 3 жыл бұрын
Tompo ô mamindrà fo aminay fa zandrinao izahay🙏🙏🙏
@enindratrerabellaursula7433
@enindratrerabellaursula7433 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Fa ataoko hirako fifonana @dimench zao ❤❤❤
@malalanirina1248
@malalanirina1248 3 жыл бұрын
Misaotra. Sady tsara feonareo telo No tsara ny tonony
@mamichouliantsou6724
@mamichouliantsou6724 3 жыл бұрын
Mankasitraka eh Tsara feo no tsara n'y tononkira
@fannyravonimiarisoa2417
@fannyravonimiarisoa2417 3 жыл бұрын
Kanto loatra
@mioratinah2553
@mioratinah2553 3 жыл бұрын
Mankasitraka anareo ee tiako be daholo hiranareo
@papathirisha7546
@papathirisha7546 3 жыл бұрын
Tompo O mahindra fo @ zao tontolo zao tsy mendrika izahay 🙏🙏🙏😥
@isaiarandrianarimalala8529
@isaiarandrianarimalala8529 3 жыл бұрын
marina lotra voalazan ilay hira
@arijoyrendiseur7154
@arijoyrendiseur7154 3 жыл бұрын
Mafinaritra e 🖤❣️
@arl4467
@arl4467 3 жыл бұрын
Sao mba misy manaña an le hoe'' ry Jesoa mitoera re''
@christianeandrianarivelo334
@christianeandrianarivelo334 3 жыл бұрын
Tena manja be ny hiranarreo
@venillacareliot1358
@venillacareliot1358 3 жыл бұрын
Efanandalovako e