Tonikira: Efa tara loatra angamba Vao nisaina Ity maso efa jamba Ka mangaina Efa tery avokoa ny lalan-kaleha Ny tenany anefa, efa voa Ka aleo mandeha Lala ô inona ary No mba azo atao Zaza tsy fanary Tsy fandao Zakao ny sitrapo K’aza mamoifo Todio izy ireo ka jereo toa narian-dray sy reny nahatsiaro resy tsisy intsony ireo mpiteny ka fetsifetsy tonga ny fakam-panahy mitetika ratsy vonjeo izy ireo ry lahy fa lany vatsy ampio izy ireo todio sy jereo fa mangata-maso sy mitoreo aza omena tsiny fa tsy mba niriany ny ho ety an-tany ka hitomany Efa tara loatra angamba Vao nisaina Ity maso efa jamba Ka mangaina Efa tery avokoa ny lalan-kaleha Ny tenany anefa, efa voa Ka aleo mandeha. Hira tena tsara dia tsara: nefa dama manandranaka au moins ray zay tsisy izay rarainy an'izany. Anao commentaires za itenenako any détails anio.
@moonwave10185 ай бұрын
DAMA: Alo any rehetra alors dia tena makafy any groupe mahaleo za otsany rehetra ary ienao koa. JOËLLE tao à la réunion efa aty andafy izy zay depuis 10ans eo à peu près ra tsy niverina any à la réunion satsy tsisy vao anazy tsony zay ka izao io JOËLLE io sipany dama dia nitondrana concert any mahaleo t@za mbola kely tao à larouna tao dia y JOËLLE no manasa any lobakany refa vita ny concert dia oetiny miverina eveo dia taty andafa za niara any Volatiana il y a 12ans environ dia io Volatiana io MANANA TATY NIARAKA T@ DAMA KOA DIA HOE: NITERAHANA DAMA KA NA ZANAKY DAMA IO NA TSY ( RY ZAREO MICONFIRME HOE ZAMA NY DADA NIO ZAZA IO FA TSY RARAINY ) KA TOKONY HO JERENA DAMA IO ZAZA IO DIA KAKAKARAINY DIA JERENA KOA HOE MARINA VE SA TSY LOA. REFA MAHENO ANITO HORA ITO ZA NA MAHITA ANY ZANAK'Y DAMA NA LE DAMA TIA IROTSAKA PRÉSIDENT DIA GAGA ZA SADY MALAHELO BE HOE FA DE NAHONA MARINA, INONA NY ANTONY?? ??? ???? Dama n'a firy n'a firy ny zaza any eneo olona malaza ka mandratra fo an'irzo zaza reo enao no ny bandy rehetra eratany satsy ita hoe iny le dada panary anaka dia itany ry zareo koa hoe tokony mavita nefa tsy manao dia tsisy excuse kory le zaza. Lay loa atao DAMA ah? Zay fina ny teneniko @olona hoe alo any ande iady an'izao tontolo izao dia miediva loa @tsika tsirairay hoe vitatsika tsirairay ve no manatrika ny tenantsika hoe za zao fa tsy le izaho tiako afeniko fa zay no tena mahizy ahy dia refa vita zay dia possible no ande anafika sy ny anatsika an'izaniza fa tsy hoe ny tenako tsy vojeriko fa ho avita izaho ijery faran'izay lavitra ndrindra. Mialatsiny lava be dia miala tsiny @dama fa ela ela dia ela za no tia iteny an'ito fa tsisy occasion za talo dia tsy nanao réseau zany za talo fa tato ato za vo nanao dia efa @mataona ito hira ito no tsy eniko fa efa itako le zanaky DAMA mihira fa tsy hira ty no tena nikapoka any saiko...
@tantelyrazafindranaivo6 ай бұрын
❤
@andrealize13576 ай бұрын
Tres belle interprétation ❤
@rahanjaveromanitraomega93506 ай бұрын
Tsara an, refa misy mariazy ao amin'ny fianakavianay dia atao foana ity hira ity, mahafirnaritra ery !
@user-xk8wk2ec3b6 ай бұрын
Bon courage Nônô...
@poundalee52816 ай бұрын
Toark'izany koa rehefa manolotea i Rasoanarimalala, tsy norevenay ankizy mihitsy. Izao zahay antitra dia tena mahatsiaro🤪🤪🤪
tena hoe namela kanto merci Fafah. Mandria am-piadanana
@harsoa23269 ай бұрын
Misaotra tompoko oh! Tsara be
@clairegambini56569 ай бұрын
Manana gitara telo vavy miangaly lokanga😊
@user-cx9yd2xv5p9 ай бұрын
Dihy tsika e misaotra e afindrafindrao tsara be
@user-cx9yd2xv5p9 ай бұрын
❤❤❤❤
@user-cx9yd2xv5p9 ай бұрын
Omeko anao daholo e
@user-cx9yd2xv5p9 ай бұрын
❤❤❤ manankarena za e
@saniharycandy-qm2to10 ай бұрын
Ontsa ny fo😢😢😢
@jprudence11 ай бұрын
🙂 tena angalako fihany manakatra fehony 🎶
@sylviaratsimandresy896011 ай бұрын
Mbatiko ity hiran'i Bekoto ity. Notadiaviko ela dia ela.Hitako ihany. Misaotra Bekoto.
@hajalalainaeliaandrianasol937911 ай бұрын
Marina loatra! ....Hendre tsara!
@MihjaOTONIA-fy5fi Жыл бұрын
Merci bekoto
@alineomegamahe9140 Жыл бұрын
Merci Salomon et Lisah RASETA !
@vololonirinarabarinarivo5413 Жыл бұрын
Hotsarovantsika eto Irony andro fahizay Fony mbola tsy nisento Velon-dreny, velon-dray Zany andro fahakely Fony isika nilalao Tsy hadino velively Fa ao an-tsaina ao Tadidinao va re ? Tsaroako tsara indrindra e Lala o, lala o , lala o, lala o, lala o Sambatra re Izay mifankatia Lala o, lala o