COULISSE DU 05 MARS 2017 Nanie BY TV PLUS MADAGASCAR
Пікірлер: 11
@andriag777 жыл бұрын
Izao no atao hoe mozika misy kaly tao sy fitandremana fa tsy ilay peta-toko lava mandreraka sofina. Ny fanahy ny saina ny vatana mijaly avokoa mihaino fati-kira. Misaotra Nanie sy ny mpanaraka azy. Araky ny tenin'i Nanie hoe: Ry tanora raha manana haingam-panahy @ilay mozika tsara aza afenina fa asehoy satria tototra zoridira ny mozika kanto.
@andriambelonomentsoa85347 жыл бұрын
fa maninona raha mba miverina i Christinahsy Luc na Lanto fa mangatsika b le fanentanana ??? merci Nanie
@stevenandry25227 жыл бұрын
Merci N anie tsara be le feo , tena raitra e!
@NantenainaFanambinana7 жыл бұрын
Tiako loatra.
@vfstephenson5 ай бұрын
Tena kanto foana e
@noahfitsaharana43454 жыл бұрын
tanana tiako ::::latsaka ny ranomaso vao maheno lay hira fa mahatsiaro ny any aminay any;msaotra nanie a
@famenoeva49877 жыл бұрын
Le mpanentana aloha tena zero mits e!! fa Nanie tiako be :)
@sendratsikimaminjatovo70946 жыл бұрын
Tena mihaja tonga lafatra tiko ary tena tiko
@mathieumaminirina26075 жыл бұрын
Ay ve Abraham Razafy lasa mpitendry batterie e!
@ranaivoarisoafaniry27775 жыл бұрын
kopikole
@DOLLUNY7 жыл бұрын
ndriiiy lasa mila mitrav soufle i Nanie fa very lay gara fa niova be loatra ny toe batana