Ho tsarovantsika - SOLIKA (Justin RAJORO)

  Рет қаралды 218,960

MadaGasy61

MadaGasy61

9 жыл бұрын

Hira Malagasy

Пікірлер: 20
@vololonirinarabarinarivo5413
@vololonirinarabarinarivo5413 Жыл бұрын
Hotsarovantsika eto Irony andro fahizay Fony mbola tsy nisento Velon-dreny, velon-dray Zany andro fahakely Fony isika nilalao Tsy hadino velively Fa ao an-tsaina ao Tadidinao va re ? Tsaroako tsara indrindra e Lala o, lala o , lala o, lala o, lala o Sambatra re Izay mifankatia Lala o, lala o
@annahandria5112
@annahandria5112 7 жыл бұрын
tsaroko tokoa tam.andro fahazazan. miaino anzani hira zan andro alahady avy nivavak d sam manao raharaha ao an trano😊 somebiseby avy ery.. d avy eo miarak misakafo en famille😊
@francoisramaroson9331
@francoisramaroson9331 8 жыл бұрын
Misaotra Nandrianina sy Narindra ary Prosy o! Mahafinaritra sy mahamanimanina ny mihaino sy mijery anareo telo mianaka. Tsy manadino izahay e.
@Arison14
@Arison14 3 жыл бұрын
Izay aho vao tena nahita an'i Nandrianina nihira. Bravo !!!
@lalarasoanoro2577
@lalarasoanoro2577 Жыл бұрын
Tsara e ♥️♥️♥️
@jhonnytiavinarandriamirado5273
@jhonnytiavinarandriamirado5273 Жыл бұрын
Mahafinaritra e🥰
@abdou8323
@abdou8323 5 жыл бұрын
Manja be ireo mpihira ary tena kanto ny hira. Misaotra Tompoko
@andorakotonirina4945
@andorakotonirina4945 2 жыл бұрын
Tsara ery😉
@mimiseemonnot5425
@mimiseemonnot5425 3 жыл бұрын
Cela va droit au coeur
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Жыл бұрын
Tsara n'a n'y feo n'a n'y tonony. Bravo. Mankasitraka 🙋‍♀️
@g.elminerasoatantara5830
@g.elminerasoatantara5830 8 жыл бұрын
Misaotra nizara ireto version vaovao ireto ê , TIAKO ++++
@nathymyah3615
@nathymyah3615 6 жыл бұрын
Mankasitraka 😘😍😍
@hasinajerson
@hasinajerson 6 жыл бұрын
Magnifique
@etiennemamy2602
@etiennemamy2602 7 жыл бұрын
Mahafinaritra misaotra
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Жыл бұрын
Sambatra izay mifankatia.
@avorakotoarivelo6001
@avorakotoarivelo6001 4 жыл бұрын
tsara loatra.. misaotra nizara :)
@zamphir1
@zamphir1 6 жыл бұрын
Nádherné
@hajaandriamanjarisoa6610
@hajaandriamanjarisoa6610 Жыл бұрын
Mankasitraka e! tena kato ny feo.
@alinaandria2893
@alinaandria2893 Жыл бұрын
❤❤
@cybernis3697
@cybernis3697 5 жыл бұрын
Indicatif ny kalon'ny fahiny izay hira izay taloha, ahatsiarovako ilay reniko. Mankasitraka Tompoko!
Arahaban'Andriana-SSOLIKA  (Justin RAJORO SOLIKA)
3:08
MadaGasy61
Рет қаралды 412 М.
Faniry Raelison - Ekeko satria  (Gahby)
2:54
Solabanga25
Рет қаралды 366 М.
DO YOU HAVE FRIENDS LIKE THIS?
00:17
dednahype
Рет қаралды 89 МЛН
How Many Balloons Does It Take To Fly?
00:18
MrBeast
Рет қаралды 28 МЛН
Дибала против вратаря Легенды
00:33
Mr. Oleynik
Рет қаралды 5 МЛН
아이스크림으로 체감되는 요즘 물가
00:16
진영민yeongmin
Рет қаралды 52 МЛН
Famindra tanora- SOLIKA ( Justin RAJORO )
2:03
MadaGasy61
Рет қаралды 47 М.
Hantatiana - Inona no havaliko (Clip Officiel)
4:53
Hantatiana
Рет қаралды 89 М.
1h 30 Hira sy fiderana || Seventh-Day Adventist Malagasy
1:32:57
Hiran'ny Fanantenana
Рет қаралды 27 М.
Mbola manina ve -  SOLIKA ( Naka RABEMANANTSOA )
2:40
MadaGasy61
Рет қаралды 29 М.
Tambatra   Ny Feon' Analamanga
6:41
Tsiory RALAMBOHAJA
Рет қаралды 248 М.
Fanekena - SLKM
5:58
Akombaovao Madagasikara
Рет қаралды 2 МЛН
TAMBATRA FAHINY
5:30
haja ratsima
Рет қаралды 170 М.
Haody ry Analamangako
3:36
Mbosa RABENASOLO
Рет қаралды 373 М.
FAHATSARANAO
9:28
Mendrika Rasamuel
Рет қаралды 372 М.
Ao izy e !  (Dadah & Inah)
5:57
Magnelatra
Рет қаралды 503 М.
I saw Messi
0:10
ARGEN
Рет қаралды 518 М.
Footballers Precise Shot Challenge😎
0:28
Football Arena
Рет қаралды 7 МЛН
Ishowspeed vs Ronaldo vs Messi Disguise Challenge
0:29
KSCORE
Рет қаралды 1,5 МЛН